Mpanjakan' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny mpanjakan'i Israely dia ireo mpanjaka lazaina ao amin'ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tanin'i Israely ao Palestina, nanomboka tamin'ny taona 1051 tal. J.K. hatramin'ny taona 721 tal. J.K. Nanomboka tamin'ny nisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] sy ny [[Fanjakan'i Jodà]] dia ireto ny mpanjakan'i Israely nifandimby raha tsy isaina i [[Saoly]] (na Saola) sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]] (na Salomona).
 
* [[Jeroboama I]] (hebreo: יָרָבְעָם‬ / ''Yaraḇe‘am'');
* [[Nadaba]] (hebreo: נָדָב‬ / ''Naḏaḇ'');
* Basa na [[Basauri|Baasa]] (hebreo: בַּעְשָׁא‬, / ''Baʿashaʾ'');
*[[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] (hebreo: אֵלָה‎ /''’Elah'');
* [[Zimry]] (hebreo: זִמְרִי / ''Zimri'',);
* [[Omry]] (hebreo: עמרי‬ / ''‘Omri'');
* [[Ahaba]] (hebreo: אַחְאָב / ʼAḥʼaḇ);
* [[Ahazia]] na Okoziasa (hebreo: אֲחַזְיָה‎ / ''’Aḥazyah'');
* [[Jorama]] (hebreo: יְהוֹרָם‎ / ''Yehoram'');
* [[Jeho]] (hebreo: יֵהוּא‬ /''Yehu'');
* [[Joahaza]] na Joakaza (hebreo: יְהוֹאָחָז‎ / ''Yeho’aḥaz'');
*[[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] na Joasa (hebreo: יהואש / ''Yeho’ash'' na יואש / ''Yo’ash'');
* [[Jeroboama II]] (hebreo: יָרָבְעָם‎ / ''Yaraḇe‘am'');
*[[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] (hebreo: זְכַרְיָה‎ / ''Zeḵaryah'');
*[[Saloma (mpanjakan'i Israely)|Saloma]] (hebreo: שַׁלּ֤וּם‎ / Sh''allum'');
* Menahema (hebreo: מְנַחֵם / ''Menaẖem'');
* [[Pekahia]] na Faseia (hebreo: פקחיה‎ / ''Peqaḥyah'');
*[[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] na Fasea (hebreo: פֶּ֨קַח‎ / ''Peqaḥ'');
*[[Hosea (mpanjakan'i Israely)|Hosea]] na Osea (hebreo: הושע <small>/</small> ''Hoshea‘'').
 
== Jereo koa: ==