Hezekia: Fahasamihafan'ny versiona

k
Tsipellina
(Nanisy sary)
k (Tsipellina)
Ny zava-nitranga tamin'ny andron'i Hezekia dia ny nanafihan'ny Asiriana an'i Jodà tamin'ny taona 701 tal. J.K. na dia teo aza ny fikambanany tamin'i Egipta mba hanohitra ny herin'i Asiria. Taorian'io dia niverina ny fahefan'ny Asiriana tamin'ny Jodà ka nampandoaviny onitra be i Hezekia, araka ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 18.13-16).
 
Nanafika an'i Jodà indray i Asiria tamin'ny taona 690 tal. J.K. nefa tsy nahomby izayizy ireo fa niharam-pahavoazana. Araka ny voasoratra ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka ihany (2Mpanj. 19.35) dia nisy [[anjely]] namono ny miaramila asiriana miisa 185 000.
 
Lazain'ny [[Baiboly]] ho mpanavao ny finoana i Hezekia tamin'ny nanapotehany ny alitaran'ny [[Fanompoan-tsampy|mpanompo sampy]] sy ny nanafoanany ny fanompoam-pivavahana natao amin'ny andriamanitry ny isan-tanana. Niara-belona tamin'i Hezekia ny mpaminany [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (na Izaia).
 
== Jereo koa: ==
28 223

modifications