Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617|280x280px]]Ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] na [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana. Ny Mpanjaka voalohany dia mitantara ny fametrahana an’i [[Solomona]] (na Salômôna) ho mpanjaka, ny fanorenany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] voalohany, ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa, ny fahotan'ireo mpanjaka ary ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana izany.
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i Solomona tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]] (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina araka ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}
Andalana faha-45:
 
=== Ny fanombohan’ny fanjakan’i Solomona (1 – 2) ===
- Lasa mpanjaka i [[Solomona]] (1.1-53)
 
- Teny farany nataon’i [[Davida (Baiboly)|Davida]] (2.1-12)
Andalana faha-75:
- Ny nanamelohan'i Elia ny mpanjaka [[Ahaba]] sy ny mpanjakavavy [[Jezebela]] (20.1 – 22.40)
 
- I [[JehosafataJosafata]] mpanjakan’i Joda sy i [[Ahazia]] mpanjakan’i Israely (22.41-53)
 
== Ireo olona voalaza ao amin’ny boky ==
 
=== Ireo mpanjakan’i Israely ===
Miisa 8 ireo mpanjakan’i Israely nifandimby resahina ao amin’ny Boky voalohan’ny Mpanjaka, dia i [[Jeroboama (mpanjakan'i Israely)|Jeroboama]] I, i Nadaba, i Baasa, i Ela, i Zimry, i Omry, i Ahaba, ary i Ohozia[[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]].
 
=== Ireo mpanjakan’i Joda ===
Miisa 4 ireo mpanjakan’i Joda voaresaka ao amin’ny boky, dia i [[Rehoboama]], i Abijama[[Abiama]], i [[Asa (mpanjakan'i Joda)|Asa]] ary i Jehosafata[[Josafata]].
 
=== Ireo mpaminany ===
Ireto avy ireo mpaminany resahina ao amin’ny boky : i [[Ahia]] avy any Silo, i  [[Mika]] zanak’i  Jimla, i [[Elia]] ary i [[Elisa]].
 
Misongadina ao amin’ny Boky voalohan'ny Tantara ny firotsahan’ny mpaminany Elia sy Elisa ary ny mpaminany hafa an-tsehatra hampanjaka ny Lalàn’i [[Iahveh]], dia lalàna mifehy ny fivavahana sy ny fitondram-panjakana ary ny fitondran-tena. Nanohitra ireo mpanjaka ratsy toa an’i Ahaba sy ny mpanjakavavy [[Jezebela]] i Elia tany amin’ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]]. Nampisongadina ny [[Monoteisma|maha-tokana an’Andriamanitra]], dia ilay Andriamanitra inoany ho tena marina, ireo mpaminany, indrindra fa i [[Elia]]. Nifaninana tamin’ny mpaminanin’i Bala, izay ataon'ny [[Baiboly]] ho andriamanitra tsy izy, i Elia ka naharesy azy ireo raha samy nanao sorona. Tsy tantara ihany no hita ao amin’ny Bokin’ny Mpanjaka fa misy faminaniana koa.
 
== Jereo koa : ==