Boky faharoan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] na [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|Mpanjaka faharoa]] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana na ara-tantara. Ao amin’ny [[Tanakh]] izy dia isan’ireo bokin'ny mpaminany. Manohy ny tantaran’ny [[Fanjakan'i Joda]] sy ny [[Fanjakan'i IsiraelyIsraely (Samaria)|an’ian'i Isiraely]] izay niantomboka tao amin’ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] ity boky ity.
 
Io boky io dia mitantara ny nanjakan’ireo mpanjaka tsirairay hatramin’i [[OhoziaAhazia]] (na Okoziasa) ka hatramin’ny faharavan’ny Fanjakan’i Joda. Aseho tsirairay ny nitondran’ireo mpanjakan’i Isiraely sy ny an'i Joda izay voahelok’Andriamanitra noho ny tsy fanarahan’izy ireo ny didiny. Ny fanjakan’i Isiraely dia rava voalohany ka ny [[Asiriana]] no nahavita izany, fa ny fanjakan’i Joda kosa no rava farany tokony ho 130 taona taorian’izany tamin’ny fanafihan’ny [[Babiloniana]].
 
Asehon’ny boky fa navela ho rava ny Fanjakan’i Israely sy ny Fanjakan’i Joda noho izy ireo nanjakan’ny tsy finoana an’Andriamanitra. Talohan’izany dia nandefa mpaminany Andriamanitra mba hananatra ny vahoaka sy ireo mpanjaka tsy hanompo andriamani-kafa fa hiverina amin’ny finoana marina, nefa tsy nisy vokany firy izany.
Andalana faha-47:
Azo zaraina roa na telo ny Boky faharoan'ny Mpanjaka :
 
Raha zaraina roa io boiky io, ny fizaràna voalohany dia mahafaoka ny toko voalohany hatramin’ny faha-7 ary ny fizaràna faharoa ny toko faha-8 hatramin’ny farany (faha-25). Ny fizaràna voalohany dia fitantarana momba ny Fanjakana roa (i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] sy i Joda[[Fanjakan'i Jodà|Jodà]]) hatramin’ny nandravàna an’i [[Samaria]], renivohitr’i Isiraely ka nahalasa babo ny Israelita tany Asiria. Ny fizaràna faharoa indray dia mitantara ny fotoana nisian’ny Fanjakan’i Joda hatramin’ny faharavany taorian’ny naharavan’ny Fanjakan’i Isiraely.
 
Raha zaraina telo indray ny boky dia izao izany fizaràna izany : ny tantaran’ny mpaminany [[Elisa]] (1 – 13) sy ireo Fanjakana roa hatramin’ny nandaravana an’i Samaria (14 – 17) ary ireo fotoana faramparany teo amin’ny Fanjakan’i Joda (18 – 25).
 
=== Ny tantaran’ny mpaminany Elisa (1 – 13) ===
Andalana faha-65:
- Ny tantaran’i Jeho (9.1 – 10.36)
 
- Hatramin’ny nanjakan’i [[Atalia]] ka hatramin’ny nahafatesan’i Elisa (11.1 – 13.25)
 
=== Ireo Fanjakana roa hatramin’ny nadravana an’i Samaria (14 – 17) ===
- I [[Amazia]], mpanjakan’i Joda (14.1 – 14.21)
 
- I [[Jeroboama (mpanjakan'i Israely)|Jeroboama]] II, mpanjakan’i Isiraely (14.22 – 14.29)
 
- I [[Azaria]], mpanjakan’i Joda (15.1 – 15.12)
 
- I Samoma sy i Pekahia ary i Peka, mpanjakan’i Isiraely (15.13 – 15.31)
 
- I Jotama sy i [[Ahaza]], mpanjakan’i Joda (15.32 – 16.1.20)
 
- I Hosea, mpanjaka farany tao Israely (17.1 – 17.6)
 
- Natao sesitany iny IsraelyIsraelita ary nametrahana mpivahiny iny tao Samaria (17.7 – 17.40)
 
=== Ireo fotoana faramparany teo amin’y Fanjakan’i Joda (18 – 25) ===
- I [[Hezekia]] sy ny mpaminany Isaia ary ny amin’i Asiria (18.1 – 20.30)
 
- I [[Amona]] sy i [[Manase]] - mpanjaka tsy nivava (21.1 – 21.26)
 
- I [[Josia]] sy ny fanavaozana ny finoana (22.1 – 23.30)
 
- Ny naharavan’i Jerosalema (23.31 – 25.29)
Andalana faha-94:
 
=== Ireo mpanjakan’i Joda ===
Miisa 15 ireo mpanjaka nifandimby tao amin’ny Fanjakan’i Joda izay resahina ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka, dia i Jorama, i OhoziaAhazia, i Atalia, i JoasaJoasy, i AmasiaAmazia, i Ozia, i Jotama, i [[Ahaza]], i Hezekia, i [[Manase]], i Josia, i Joahaza, i Joakima, i Joakina ary i Zedekia.
 
=== Ireo mpanjakan’i Israely ===
Miisa 11 ireo mpanjaka nifandimby tao amin’ny Fanjakan’i Isiraely izay resahina ao amin'ny Boky faharoan'ny Mpanjaka, dia ireto avy izany : i OhoziaAhazia, i Jorama, i Jeho, i Joahaza, i JoasaJoasy, i Jeroboama II, i Zakaria, i Saloma, i Menahema, i Pekahia ary i Peka.
 
=== Ireo mpanjakan’ny firenena hafa ===
Andalana faha-103:
 
=== Ireo mpaminany ===
Ireto avy ireo mpaminany voalaza ao amin’ny boky : i [[Elia]], i [[Elisa]], i Holda, i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] ary i [[Amosa]].
 
== Jereo koa : ==