Fanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy rohy
Andalana faha-3:
 
== Lisitry ny mpanjakan'i Jodà ==
Nanomboka teo amin'ny fanjakan'i [[Rehoboama]] na Roboama ka hatramin'ny fanjakan'i [[Zedekia]] na Sedekiasa ny lisitry ny mpanjakan'i Jodà. I [[Saoly]] na Saola sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]] na Salomona dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tamin'izy mbola fanjakana tokana tsy mivaky. Nisy roapolo mahery eo ny isan'ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà raha tsy isaina i Saoly sy i Davida ary i Salomona<ref><small>Amin'io lisitra io dia voasoratra aoloha ny anarana hita ao amin'ny Baiboly protestanta malagasy ary manaraka azy ny ao amin'ny Baiboly katolika malagasy raha toa ka tsy mitovy ny fo.ba nanoratana azy ao amin'ireo boky roa ireo Ny anarana amin'ny Baiboly hafa dia hita amin'ny pejin'ny mpanjaka tsirairay.</small></ref>.
 
*[[Rehoboama]] na Roboama (hebreo: רְחַבְעָם / ''Rehav’am'');
* Abia na [[Abiama]] (hebreo: אַבִיָּם / ''’Aviyam'');
*[[Asa (mpanjakan'i Jodà)|Asa]] (hebhebreo: אסא / ''’Asa'');
*[[Josafata]] (hebreo: יהושפט / ''Yehoshafat'');
* Jorama[[Jehorama]] na JehoramaJorama (hebreo: יהורם / ''Yehoram'');
*[[Ahazia]] na Okoziasa (hebreo: אחזיהו / ''’Ahazyahu'');
*[[Atalia (mpanjakavanin'i Jodà)|Atalia]] (hebreo: עתליה / ''‘Atalyah'');
* JehoasaJoasy na Joasa (hebreo: יהואש / ''Yehoash'');
* [[Amazia]] na Amaziasa (hebreo: אמציה / ''’Amatzyah'');
*[[Ozia]] na Oziasa (hebreo: עזיה / ''‘Uziyah'');
*[[Azaria]] na Azariasa (hebreo: עזריה / ''‘Azaryah'');
*[[Jotama]] (hebreo: יותם / ''Yotam'');
* [[Ahaza]] na Akaza (hebreo: אחז / ''’Ahaz'');
*[[Hezekia]] na Ezekiasa (hebreo: חזקיה / ''Hizqiyah'');
* [[Manase]] (hebreo: מנשה / ''Menasheh''):
*[[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] (hebreo: אמון / ''’Amon'');
*[[Josia]] na Josiasa (hebreo: יאשיהו / ''Yo’shiyahu'');
* Jehoahaza[[Joahaza]] na Joakaza (hebreo: יהואחז / ''Yeho’ahaz'');
* Jehoiakima[[Joiakima]] na Joakima (hebreo: יהויקים / ''Yehoyaqim'');
*[[Joiakina]] Jehoiakinana Joasina (hebreo: יהויכין / ''Yehoyakhin'');
*[[Jekonia]] na Jekoniasa (hebreo: יכניהו / ''Yekhonyahu'');
*[[Zedekia]] na Sedekiasa (hebreo: צדקיהו / ''Tzidqiyahu'').
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-33:
 
* [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==