Imanoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-9:
 
=== Famintinana ===
Tao amin'ny sehatry ny [[ady siro-efarimitaefraimita]] (taona 735--734 tal. J.K.) izay niatrehan'ny [[Fanjakan'i Jodà]] ady tamin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] (atao hoe Efraima, ao amin'ny faminaniana) sy ny Fanjakana siriana (izay atao hoe Arama na Arama-Damaskosy). Ny Bokin'i Isaia (Is. 7.1-2) dia mitantara ny nanafihan'ny mpanjakan'i [[Fokon'i Israely#Fokon'i Efraima|Efraima]] sy ny mpanjakan'i Siria an'i Jerosalema raha nanda ny hiaraka aminy ny mpanjaka Ahaza hanoherana ny [[Asiria|Asiriana]]. Te hila vonjy amin'i Asiria i [[Ahaza]], nefa, araka ny baikon'Andriamanitra dia naka ny zanany atao hoe שְׁאָר יָשׁוּב/ ''Shear-Yashub'' (''Seara-Jasoba'' ao amin'ny Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy) (anarana am-panoharana midika hoe "Hisy sisa hiverina") ny mpaminany Isaia ka nilaza tamin'i Ahaza fa tsy hahomby ireo mpanjaka roa ireo (Is. 7.3-9).
 
==== ''‘Immanu ’El'' ====