Imanoela : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Namafa soratra tsy ilaina
k
k (Namafa soratra tsy ilaina)
 
==== ''Pele-Yo‘eṣ-‘el-Gibbor-‘Aḇi‘Aḏ-Sar-Shalom'' ====
Misy anarana ara-paminaniana lava kokoa hita ao amin'ny Isaia (Is. 9.6), dia ny hoe פֶּלֶא יֹועֵץ אֵל גִּבֹּור אֲבִיעַד שַׂר־שָׁלֹֽום‬ / ''Pele-Yō‘êṣ-‘êl-Gibbōr-‘Ăḇî‘Aḏ-Sar-Shālōm'' (''Pele-Yo‘eṣ-‘el-Gibbor-‘Aḇi‘Aḏ-Sar-Shalom'') izay midika hoe "Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana". Ao amin'ny Baiboly maro, isan'izany ny [[Baiboly amin'ny teny malagasy]], dia avy hatrany dia io dikany io no voasoratra fa tsy ilay "anarana" amin'ny teny hebreo.
 
=== Fivoasana ===
24 851

modifications