Mindanao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Carte topographique de Mindanao.svg|vignette|332x332px]]
I [[Mindanao]] iray amin'ireo [[nosy]] ao amin'ny tangoro-nosin'i [[Filipina]] ka ao atsimo no misy azy. Mahatratra 480 km ny halavany avy atsinanana miankandrefana. Izy no nosy faharoa lehibe ao Filipina aorian'i Luçon[[Luzon]]. Ny ranomasin'i Celebes no mamaritra azy ao atsimo, ny ranomasin'i Sulu avy ao andrefana, ny ranomasin'i Mindanao ao avaratra ary ny ranomasin'i Filipina sy ny Oseana Pasifika ao atsinanana.
 
Nosy be tendrombohitra rakotra ala i Mindanao ka ny avo indrindra dia ny tendrombohitra Apo izay manana hahavo mirefy 2954 m. I Rio Grande sy i Agusan ny renirano lehibe indrindra ao.