Volana (fotoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Volana (fotoana)|volana]] dia tsingerim-potoana na halavam-potoana izay mitovitovy halava amin'ny tsingerim-pihodinan'ny [[volanaVolana]] eny amin'ny habakabaka. Arakaraka ny [[tetiandro]] ampiasaina ny halavan'ny volana ka mety ho 28 ka hatramin'ny mihoatra ny 30 [[andro]] izany. Misy [[herinandro]] efatra na mahery ny ao anatin'ny iray volana raha ny herinandro iray misy fito andro. Misy 12 volana ny ao anatin'ny [[taona]] iray nefa mety hisy volana fanampiny ianyizany arakaraka ny tetiandro ampiasaina ka hahatonga ny taona sasany hisy 13 volana. Manana anarana arakaraka ny tetiandro ampiasaina ny volana tsirairay ao anatin'ny taona iray.
 
== Anaram-bolana moderna ==
Andalana faha-6:
Ireto ny anaram-bolana ofisialy amin'ny teny malagasy ao anatin'ny iray taona amin'ny [[Tetiandro gregoriana|tetiandro be mpampiasa]] amin'izao: Janoary (31 andro), Febroary (28 na 29 andro), Marsa (31 andro), Avrily (30 andro), Mey (31 andro), Jona (30 andro), Jolay (31 andro), Aogositra (31 andro), Septambra (30 andro), Oktobra (31 andro), Novambra (30 andro), Desambra (31 andro). Ny tonatalin'ny andro anatin'ireo volana ireo dia 365 na 366 andro.
 
Ny [[Febroary]] dia mety ho soratana hoe ''Fevrie''; ny Marsa mety ho ''Martsa''; ny Mey mety ho ''May''; ny Jona mety ho ''Jiona''.
 
==== Ny fiavian'ny anaram-bolana moderna ====
Ny ankamaroan’ny anaram-bolana moderna dia anarana nanomezam-boninahitra ireo [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitry]] ny Romana sy ny emperora na kaisarany fony izy ireo [[Fanompoan-tsampy|nanompo sampy]]. Na dia lasa tanàna kristiana aza i Roma dia tsy nanan-kevitra hanova ireo anaram-bolana ireo ny mpitondra fivavahana izay nanam-pahefana tamin-javatra maro tamin'izany fotoana izany. Tsy nanova koa ireo antokom-pivavahana kristiana na hafa niforona taty aoriana, na dia ireo tsy te hanan-javatra ifandraisana amin'izay lazainy ho fanompoan-tsampy aza.
{| class="wikitable"
|<small>'''M'''</small>'''alagasy'''
|'''malagasy'''
|'''Fratsay'''
|'''Anglisy'''
Andalana faha-21:
|<small>''January''</small>
|<small>''Ianuarius''</small>
|<small>Mifandray amin'ny andriamanitra Janosy, andriamanitry ny fiantombohana sy ny fiafarana.</small>
|-
|<small>''Febroary, Fevrie''</small>
Andalana faha-39:
|<small>''April''</small>
|<small>''Aprilis''</small>
|<small>Volam-pisokafan’ny voninkazo sy ny taona, volan’ny andriamanibavy Afrodita, andriamanitry ny</small>
|-
|<small>''Mey, May''</small>
Andalana faha-45:
|<small>''May''</small>
|<small>Maius</small>
|<small>Mifandray amin’ny andriamanibavy Maia, andriamanitry ny fahalonahana sy ny lohataona</small>
|-
|<small>''Jona, Jiona''</small>
Andalana faha-51:
|<small>''June''</small>
|<small>''Iunius''</small>
|<small>Mifandray amin’ny andriamanibavy Janosy, mpiaro ny fanambadiana</small>
|-
|<small>''Jolay''</small>
Andalana faha-57:
|<small>''July''</small>
|<small>''Iulius''</small>
|<small>Volana anomezam-boninahitra an’i Jolio Kaisara (emperora romana)</small>
|-
|<small>''Aogositra''</small>
Andalana faha-63:
|<small>''August''</small>
|<small>''Augustus''</small>
|<small>Volana anomezam-boninahitra an’i Aogosto (Kaisara)</small>
|-
|<small>''Septambra''</small>