Testamenta Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy ivelany
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Bible.malmesbury.arp.jpg|thumb|324x324px|
Pejy ao amin'ny Testamenta Vaovao
]]Ny [[Testamenta Vaovao]] dia fizaràna faharoa amin'ny [[Baiboly]] kristiana izay voasoratra taorian'ny nahaterahan'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Izy no mirakitra ny tantaram-piainana sy ny fampianarana nataon'i Jesoa sy ny tantaran'ny fiforonan'ny fiangonana kristiana voalohany. Ny Testamenta Vaovao dia tsy isan'ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]]. Voasoratra tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Ny Testamenta Vaovao dia ataon'ny Vavolombelon'i Jehovah hoe "Soratra Grika Kristianina".
 
== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''Testamenta Vaovao'' dia fanagasiana ny teny latina ''Novum Testamentum'' izay fandikana ny teny grika ''Ἡ'' ''Καινὴ Διαθήκη'' / ''Hê Kainề Diathếkê,'' izay midika hoe "fanekana vaovao", "fifanarahana vaovao" na koa "fanekem-pihavanana vaovao". Ny [[Testamenta Taloha]] dia azo adika ara-bakiteny hoe fanekem-pihavanana taloha.
 
== Fizaràn'ny Testamenta Vaovao ==