Epistily ho an' ny Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nananatsara
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Epistily ho an'ny Romana]] na [[Epistily ho an'ny Romana|''Taratasin'i Masindahy Paoly ho an'ny'' ''Rômanina'']] dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]], isan'ireo [[Epistilin'i Paoly|epistily nosoratan'i Paoly]]. Taratasy nosoratan'ny Paoly ho an'ireo Kristiana tany Roma izy io ka ao izy no mamelabelatra fa ny finoana an'i [[Jesosy|Kristy]] ho mpamonjy no hanamarinana sy hamonjen'Andriamanitra ny olona rehetra na dia mpanota aza. Teo anelanelan'ny taona 55 sy 58 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==