Epistily nosoratan' i Jakôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anarana hafa
Andalana faha-1:
Ny '''''[[Epistily nosoratan'i Jakoba]] na [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Epistola nosoratan''''i Jakoba]] na [[Epistily nosoratan'''''i Jakoba|Taratasy nosoratan'''''i Jakoba]] dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe [[epistily]]. Mitonon-tena ho i Jakoba ny mpanoratra azy ary nosoratany "ho an'ny foko roa ambin'ny folo" izany. AtaoIsan'ireo atao hoe [[Epistily Katolikakatolika]] io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 49 sy 132 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==