Ny [[Epistily faharoa nosoratan'''''i Jaona]] na [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|Epistola faharoa nosoratan'''''i Joany]] na [[Epistily faharoa nosoratan'''''i Jaona|Taratasy faharoa nosoratan'''''i Joany]] dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe [[Epistily Katolikakatolika]] io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy.