Pôliteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Nanisy sary
kAucun résumé des modifications
(Nanisy sary)
[[Sary:Gods.jpg|vignette|310x310px|Ny fianakaviamben'ny andriamanitra grika]]
Ny [[politeisma]] dia fivavahana na fiheverana filozofika inoana ny fisian'ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] maro sy anompoana azy ireo. Isan-karazany ny endrika isehoan'ny fivavahana amin'andriamanitra maro. Amin'ny ankapobeny dia inoana ho manana endrika sy toetra mitovitovy amin'ny an'ny olombelona ny andriamanitra. Amin'ny ankapobeny koa dia manana ny anjara toerany ao amin'ny lamina misy ambaratonga ireo andriamanitra ireo ka ny [[fedrà]] no mitantara sy manazava izany. Matetika dia mifangaro amin'ny fivavahana amin'andriamanitra tokana ([[monoteisma]]) ny fivavahana amin'andriamanitra maro ka misy ny fivavahana politeista izay nivoatra nakany amin'ny monoteisma.
 
38 730

modifications