Fanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'ny Jiosy
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 8 Desambra 2018 à 12:11

Ny Fanjakan'i Jodà na Fanjakan'i Joda na Fanjakana Atsimo dia fanjaka-mpanjaka tany Atsinanana-Akaiky taloha naorin'ny Israelita tamin'ny Andron'ny Vy. Araka ny Baiboly dia teo anelanelan'ny taona 931 sy 586 tal. J.K. no nisian'io fanjakana io izay nifanefi-tany tamin'ny Fanjakan'i Samaria (na Fanjakan'i Israely) izay nifanohitra taminy. Araka ny Baiboly dia vokatry ny fivakisan'ny Fanjakan'i Israely izay mbola nitambatra izy sy ny Fanjakan'i Samaria taorian'ny nahafatesan'i Solomona (Salômôna). Taorian'ny vanim-potoam-pandrosoana teo ambany fifehezan'ny Fanjakana Asiriana vaovao dia noravàn'ny Babiloniana izy tamin'ny andron'i Nebokadnetsara II tamin'ny ady nifanaovan'i Egiptiana sy ny Babiloniana.

Jereo koa: