Jezebela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rahy
Andalana faha-10:
Ny tantaran'i Jezebela dia tantaraina ao amin'ireo [[Bokin'ny Mpanjaka]]:
 
Vadin'i Ahaba mpanjaka i Jezebela (1Mpanj. 16.29-34), izy no nampiditra tao amin'ny [[Fanjaka'i Israely|Fanjaka'i Samaria]] ny fivavahana amin'i Baala sy i Astarte. Nanenjika ny fivavahana jiosy izy (1Mpanj. 18.4-19). Nampamono ny mpaminany [[Elia]] izay nanohitra azy izy (1Mpanj. 19.1-19).
[[Sary:Jezabel-and-Ahab-Meeting-Elijah-in-Naboth-s-Vineyard.jpg|vignette|273x273px|Faminanian'i Elia ny zavatra hanjo an'i Jezebela sy i Ahaba tao an-tanimboalobok'i Nabota.]]
Namporisika an'i Ahaba hanao fitondrana jadona i Jezebela. Nampangainy tsy marina i Nabota sady nampamonoiny mba hahazoany ny tanim-boalobony (1Mpanj. 21.1-16). Taorian'ny namonoana an'i Nabota, Andriamanitra dia naniraka an'i Elia hamely an'i Ahaba sy i Jezebela amin'ny famonoana amin-kerisetra (1Mpanj. 21.17-26). Nefa i Ahaba nahatsiaro nanenina ka nandeferan'Andriamanitra ka tsy nosaziny nefa nilaza Andriamanitra fa hisy loza hanjo ny ankohonan'ny zanany lahy (1Mpanj. 21.27-29).