Didy Folo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Moses and Aaron with the 10 Commandments 1674.jpg|vignette|319x319px|''I Mosesy sy i Aarona miaraka amin'ny Didy Folo'', nataon'i Aron de Chavez, taona 1674.]]
[[Sary:Decalogue parchment by Jekuthiel Sofer 1768.jpg|ankavanana|thumb|320px|Ny Didy Folo amin'ny teny hebreo]]Ny [[Didy Folo]] dia fitambarana soratra mirakitra toromarika momba ny fitondran-tena sy ny fivavahana izay hita ao amin'ny [[Baiboly]] sady voalaza ao fa nosoratan'ny "tanan'Andriamanitra" tamin'ny vato fisaka sy nomeny an'i [[Mosesy]] (na [[Môizy]]) tao amin'ny [[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|tendrombohitra Sinay]] (na [[Tendrombohitra Horeba|Horeba]]). Amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia עֲשֶׂרֶת הַדִּבְּרוֹת / ''ʿAsereth ha-Diberoth izay'' midika hoe "teny folo" ary amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia ''δεκάλογος'' / ''dekálogos'' ("teny folo") (Jereo: Eks. 34:28; Deo. 4:13).
 
== Lahatsoratra ao amin'ny Baiboly ==
[[Sary:Decalogue parchment by Jekuthiel Sofer 1768.jpg|ankavanana|thumb|317x317px|Takelaka hoditra tamin'ny taona 1768 nataon'i Jekuthiel Sofer izay maneho ny Didy Folo tamin'ny taona 1675 tao amin'ny Sinagoga Esnoga ao Amsterdam.]]Boky roa no ahitana ny Didy Folo ao amin'ny [[Baiboly]] dia ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] na [[Bokin'ny Eksodosy|Eksaody]] sy ny [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]. Hitantsika etsy ambany ny lahatsoratra nalaina tao amin'ny [[Baiboly amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]].
 
Boky roa no ahitana ny Didy Folo ao amin'ny [[Baiboly]] dia ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] na [[Bokin'ny Eksodosy|Eksaody]] sy ny [[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]. Hitantsika etsy ambany ny lahatsoratra nalaina tao amin'ny [[Baiboly amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]].
 
==== Ny Didy Folo ao amin'y Bokin'ny Eksodosy ====
Andalana faha-37:
16 Manajà ny rainao sy ny reninao, araka izay nandidian'i Jehovah Andriamanitrao anao, mba ho maro andro ianao, ary mba hahita soa any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao.
 
17 Aza mamono olona. Ary aza mijangajanga. Ary aza mangalatra. Ary aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
17 Aza mamono olona.
 
18 Ary aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao; ary aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao, na ny taniny, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza.
Ary aza mijangajanga.
 
=== Fahasamihafana amin'ny lahatsoratra ===
Ary aza mangalatra.
Misy fahasamihafana ny lahatsoratra roa avy ao amin'ny Baiboly. Isan'ny misongadina ny mikasika ny Sabata. Ampiasaina ny teny hoe ''Mahatsiarova'' (hebreo: ''zakhor'') ao amin'ny Eksodosy, ary ''Mitandrema'' (hebreo: ''chamor'') kosa raha ao amin'ny Deteronomia. Toy izany koa ny didy ''farany'' mikasika ny Fitsiriritana.
 
== Ny Didy Folo araka ny Baiboly Samaritana ==
Ary aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
Ao amin'ny [[Baiboly#Ny Baiboly samaritana|Baiboly samaritana]] izay tsy ahitana afa-tsy ny Torah (izany hoe ny [[Pentateoka]]: ny Boky dimin'i Mosesy) dia nanampy ao amin'ny didy fahafolo ny tokony hanajana ny Tendrombohitra Garizima izay foiben'ny fanompoam-pivavahana samaritana<ref name=":0"><small>[http://www.the-samaritans.com/html_articles/tenth_command.htm "The Samaritan Tenth Commandment"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.the-samaritans.com%2Fhtml_articles%2Ftenth_command.htm tahiry]], ''The Samaritans, Their History, Doctrines and Literature'', par Moses Gaster, The Schweich Lectures, 1923.</small></ref>. Ireo endrika roa isehoan'ny Didy Folo ao amin'ny [[Baiboly hebreo]] dia narindra mba hitovy tanteraka<ref name=":0" />.
 
Mba hitazomany ny isan'ireo didy ireo dia heverin'ny Samaritana ho fampahafantarana mialoha fotsiny ilay ataon'ny Jiosy hoe didy voalohany (“''Izaho no IHVH Andriamanitrao, izay nitondra anao avy any amin’ny tanin’i Ejipta, niala tamin’ny tranon’ny fanandevozana''"), ka ny didy voalohany ao amin’ny Torah samaritana dia ny didy faharoa ao amin'ny [[Torah|Torah jiosy]]. Ho an'ny Samaritana, "ny olon-kendry jiosy dia namadika io fampahafantarana io ho didy mba haha folo ny isan'ny didy tamin'ny nanitsian'izy ireo ny Toràny tamin’ny nanesorany ny didy fahafolo" <ref>''<small>[http://www.mystae.com/reflections/messiah/documents/10commandment.html The Tenth Commandment in the Pentateuch in the hands of the Israelite Samaritans]</small>'' <small>[[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.mystae.com%2Freflections%2Fmessiah%2Fdocuments%2F10commandment.html tahiry]] (notsidihina 29/12/2006).</small></ref> izay mikasika ny tendrombohitra Gerizima. Ny isan'ireo didy ireo dia voalaza ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy 34.28.
18 Ary aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao; ary aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao, na ny taniny, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza.
 
=== Fahasamihafana amin'ny lahatsoratra ===
Misy fahasamihafana ny lahatsoratra roa avy ao amin'ny Baiboly. Isan'ny misongadina ny mikasika ny Sabata. Ampiasaina ny teny hoe ''Mahatsiarova'' ao amin'ny Eksodosy, ary ''Mitandrema'' kosa raha ao amin'ny Deteronomia. Toy izany koa ny didy ''farany'' mikasika ny Fitsiriritana.
 
== Ny Didy Folo araka ny Fiangonana samihafa ==
Araka ny lahatsoratra avy ao amin'ny Eksodosy, dia mihoatra ny folo ny fitambaran'ireo fehezanteny misy ny teny hoe ''Aza'' sy ny matoateny mibaiko toy ny hoe ''mitandrema''. Araka ny Baiboly anefa dia folo ihany ny Didy. Samy manana ny fomba amaritany ny didy tsirairay ny fiangonana isanisany. Hita etsy ambany ny ohatra maneho ny fahasamihafana misy.
{|border="1"
|+Ny Didy Folo araka ny Fiangonana samihafa
Ligne 89 ⟶ 88 :
 
* [[Fahotana]]
*[[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|Tendrombohitra Sinay]]
*[[Tendrombohitra Horeba]]
*[[Mosesy]]
 
== Rohy ivelany ==