Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617|280x280px]]Ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] na [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana. Ny Mpanjaka voalohany dia mitantara ny fametrahana an’i [[Solomona]] (na Salômôna) ho mpanjaka, ny fanorenany ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] voalohany, ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa, ny fahotan'ireo mpanjaka ary ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana izany.
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i Solomona tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe [[Fanjakan’i Joda]] fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe [[Fanjakan’i Israely]] (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina araka ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.
 
Andalana faha-54:
- Ny fahendren’i Solomona (3.1 – 4.34)
 
- Ny nanorenan’i Solomona ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly tao [[Jerosalema]] (5.1 – 8.66)
 
- Ireo zavatra hafa niseho nandritra ny fitondran’i Solomona (9.1 – 10.29)