Bokin' i Malakia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anaran'ny boky
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Duccio di Buoninsegna 066.jpg|vignette|538x538px|''Ny mpaminany Malakia'', nataon'i Duccio di Buoninsegna, taona 1308-1311.]]
Ny [[Bokin'i Malakia]] na [[Bokin'i Malakia|Bokin'i Malaký]] dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Isan’ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika]] izy. Ahitana ireo tenin’ny mpaminany mahazatra toy ny fampahatsiahivana ny nifidian’Andriamanitra an’i Israely ho vahoakany, ny fahamasinan’Andriamanitra, ny fahamarinana ara-piaraha-monina ary ny tokony hanajana ny fanompoam-pivavahana. Ny hafatra eskatokojika ny amin'ny Andron’i[[Andron'i YahwehIahveh]] dia mikasika an’i Israely ihany fa tsy ny firenena rehetra. Miresaka misimisy momba ny fanambadiana koa ny Bokin’iBokin'i Malakia.
 
== Ny fanoratana ny boky ==
Andalana faha-9:
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Na dia boky farany ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] aza ny Bokin’i Malakia ao amin’ny dikan-tenin’ny Baiboly kristiana, sady farany ao amin’ireo [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika]] (madinika noho ny sorany fohy), ao amin’ny fizaràna faharoan’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo), tsy izy no nosoratana farany. Ny Bokin’i Malakia dia voasoratra taorian’ny taona 516 tal. J.K., fotoana nanombohan’ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (jereo Mal. 1.13), sy talohan’ny nandraràn’i [[Nehemia]] ny fifanambadiana amin'ny hafa firenena (taona 445 tal. J.K.) Mety teo anelanelan’ny taona 460 sy 450 tal J.K. izany no nanoratana ny Bokin'i Malakia.
 
== Fizaràn’ny boky ==
Andalana faha-16:
{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny fitiavan’Andriamanitrafitiavan'Andriamanitra ny Israely (1. 1-5) ===
Ny faminaniana voalohany dia manamafy ny fitiavan’Andriamanitra an’i Israely izay vahoaka nofidiny, sy ny tsy fankasitrahany an’i Edoma.
 
Andalana faha-25:
Ny faminaniana fahatelo dia mikasika ny fisaraham-panambadiana sy ny fanambadiana eo amin’ny Jiosy ny hafa firenena ([[jentilisa]]) izay tsy sitrak’Andriamanitra. Tamin’ny alalan’ny fanambadiana jentilisa dia tafiditra sy tsy manaja ny fanekem-pihavanana tao Sinay ny vahoaka jiosy.
 
=== Ny Andron’iAndron'i YahwehIahveh (2.17 – 3. 5) ===
Ny faminaniana fahefatra dia mikasika ny [[Andron'i Iahveh]] sy manambara ny hiavian’Andriamanitra, izay hitsara ny mpanao ratsy, sy ny hiavian’ny "iraka" (''malakh'') izay hanadio ny raharaham-pisoronana sy ny Tempoly.
 
=== Ny ampahafolon-karena (3.6-12) ===
Andalana faha-35:
 
=== Ny lalàn’i Mosesy sy ny hiverenan’i Elia (3. 22-24) ===
Ireo tovana roa dia mamporisika indray ny vahoaka mba hahatsiaro ny [[Torah|lalàn’i Mosesy]] (4.4) sy manambara fa hirahina ny mpaminany [[Elia]] alohan’ny hiaviana’ny [[andron’iandron'i YahwehIahveh]], izay lehibe sy mahatahotra (4.5).
 
== Lanjan’ny boky ==