Estera (ao amin' ny Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
I [[Estera (ao amin'ny Baiboly)|Estera]], araka ny [[Bokin'i Estera]] ao amin'ny [[Baiboly]], dia vehivavy [[Jiosy]] (avy any Jodia) izay lasa vadin'ny mpanjakan'i Persia, atao hoe Ahasoerosy (na Kserksesy I), sady nanavotra ny Jiosy izay saika ringana araka ny fikasan-dratsin'i Hamana piraiministra. Niseho tao Persia, ao Sosa (na ''Soza'' na ihany koa ''Sosana'') ny tantara tamin'ny nanjakan'i Ahasoerosy.
 
== Ny anaraanaran'i Estera ==
Hadasa no anaran'i Estera talohan'ny naha lasa vadin'ny mpanjaka azy. Ny anarana hoe ''Estera'' ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny hebreo ([[Tanakh]]) dia ''אסתר / Esther'', ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika ([[Septoaginta|Septoajinta]]) izy dia ''Εσθήρ / Esthêr'' ary ao amin'ny Baiboly katolika amin'ny teny latina ([[Volgata]]) izy dia ''Esther''.