Estera (ao amin'ny Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
(Pejy momba olona ao amin'ny Baiboly)
 
kAucun résumé des modifications
Naniraka an'i Estera i Mordekay mba handresy lahatra ny mpanjaka hanafoana ilay didy fanomezana alalana, na dia mety hahafaty azy aza ny fisehoany teo anatrehan'i Ahasoerosy izay tsy nanasa azy.
 
Nitaraina tamin'ny mpanjaka ny amin'ny tetika handringanana ny mpiray tanindrazana aminy i Estera ka fantatry ny mpanjaka fa i Hamana no nitetika an'izany. Nahantona tamin'ny tady ny vozon'i Hamana, ary nanafoana ilay didy navoakany ny mpanjaka, ka nanome alalana ny Jiosy mba handringana ny fahavalony eran'ny fari-panjakanypanjakàny.
 
== Jereo koa: ==
28 550

modifications