Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy
Aucun résumé des modifications
k (Rohy)
* Ny ''Rosh ha-Shana'' (hebreo: ''רֹאשׁ הַשָּׁנָה'' "fiantombohan'ny taona" na יוֹם תְּרוּעָה‬ /''Yom Teruah'' "androm-piantsoana"); ankalazana ny taom-baovao ivelan'ny fivavahana; ankalazaina amin'ny 1 sy 2 Tishri (ny taom-baovaom-pivavahana dia ny 1 Nisan);
* Ny ''Yom Kippur'' (hebreo: ''יוֹם כִּיפּוּר''‬ na ''יום הכיפורים'' / ''Yom ha-Kippurim'' "andron'ny famelan-keloka") anaovana fifadian-kanina sy vavaka be; tanterahina amin'ny 10 Tishri;
* Ny ''Sukkot'' (hebreo: חַג הַסֻּכּוֹת / ''Hag ha-Sukkot'' "fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian'Andriamanitra ny [[Zanak'i Israely|Zanak'i Isiraely]] tamin'ny nivoahany avy any Ejipta sy iravoravoana amin'ny fahataperan'ny tsingerin'ny fotoam-pambolena amin'ny taona; ankalazaina manomboka amin'y 15 hatramin'ny 21 (na 22) Tishri;
* Ny ''Shemini Atseret'' (hebreo:שְׁמִינִי עֲצֶרֶת‬ "valo andro fivoriana" na ''יּוֹם הַשְּׁמִינִי עֲצֶרֶת'' / ''Yom ha-Shemini Atseret'' "fetim-pamaranana amin'ny faha-valo andro"); anombohan'ny fotoana irotsahan'ny rononorana ao Israely; ankalazaina amin'ny 22 Tishri;
* Ny ''Simkhat Torah'' (hebreo: שמחת תורה '''/''' "hafalian'ny Lalàna"); ankalazana ny [[Torah]] ("Lalàna") ka itondrana am-pilaharana ny horonam-boky mirakitra azy; tanterahina amin'ny 22 sy 23 Tishri;
* manomboka amin'ny 25 Kislev hatramin'ny 2 Tevet;
* Ny ''Tu bi-Shevat'' (hebreo: ט"ו בִּשְׁבָט na חֲמִשָּׁה עָשָׂר בִּשְׁבָט / "dimy ambin'ny folo andron'ny Shevat"); taom-baovaon'ny hazo; ankalazaina amin'ny 15 Shevat;
* Ny ''Purim'' (hebreo: פּוּרִים / ''He-Purim''); ahatsiarivana ny nanavotan'i [[Estera (ao amin'ny Baiboly)|Estera]] ny Jiosy tamin'ny fanenjehan'i Hamana; ankalazaina amin'ny 14 (sy 15) Adar;
* Ny ''Pesakh'' (hebreo: פֶּסַח) io no [[Paska jiosy]]; ahatsiarovana ny nandalovan'ny fahafatesana eny ambonin'ny tranon'ireo Jiosy ka tsy nahafaty ny voalohan-terany sady ahatsiarovana koa ny fivoahan'ny razany avy tamin'ny fanandevozana tany Ejipta; ankalazina manomboka amin'ny 15 hatramin'ny 22 Nisan;
* Ny ''Yom ha-Shoah'' (hebreo: יום השואה "andron'ny [[Shoa]]"); ahatsiarovana ny fandripahana [[Jiosy]] nataon'ny fitondran'i Hitler; ankalazaina amin'ny 28 Nisan izany;
28 220

modifications