Faritra Itasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
}}
 
Ny [[faritra Itasy]] dia [[faritra]] ao amin'ny faritan' [[Antananarivo]] eo anivon'i Madagaiskara. Mizara sisin-tany amin'ny [[faritra]] Ananalamnga isy any avaratra atsinanana, amin'ny Vakinankaratra any Atsimo ary amin'ny Bongolava any avaratra andrefana. Ny renivohi-paritra dia Miarinarivo, ary ny isam-ponina dia misy any amin'ny 643 000 any ho any tamin'ny 2004, isy no [[faritany]] kely indrindra any [[Madagasikara]] miaraka amin'ny velerantany 6 993 {{km2}}, ary izy no be hakitroky ny mponina indrindraeo aorian'ny [[faritra]] Analamanga.
 
Voazara distrika telo izy :