Fikambanana Iraisam-Pirenen' ny Frankôfônia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Lamensi (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
english version of the original file (GlobalReplace v0.6.5)
Andalana faha-1:
[[Sary:Map-Francophonie organisation en.svg|300px|ankavanana|thumb|Ireo firenena mpikamban'ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia]]
 
Ny '''Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia''' na FIF (amin'ny fiteny frantsay ''Organisation internationale de la francophonie'' na OIF) dia fikambanana iraisam-pirenena mampikambana ireo firenena izay mampiasa ny fiteny frantsay. Araka ny sehatra antranonkala ofisialy, 75 no isan'ny firenena mpikambana ao amin'ny FIF ; izany hoe mponina 800 tapitrisa. Firenena mpikambana ny ankamaroan'ireo zana-tany frantsay taloha (Kanada, Indôsina, Afrika Andrefana frantsay, afatsy i Aljeria, Afrika Ekoatorialy Frantsay, Madagasikara, Maorisy ary i Seisela).