Radama II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandahatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Portrait of Radama II, by Robert Lisan.jpg|vignette|358x358px|Radama II]][[Radama II]] dia mpanjaka malagasy izay nanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Madagasikara]] nanomboka tamin'ny taona 1861, taona nahafatesan-[[Ranavalona I]] reniny, ka hatramin'ny taona 1863. Tamin'Tsy fantatra ny taonatena 1829rainy nosateria nahaterahanyefa arymaty tami'nyiray taona 1863 no nahafatesany. Ny mpanjakavavymahery [[RasoherinaRadama I]] vadinyvadin-dreniny novao nandimbyteraka azyizy teotamin'ny amintaona 1829 ary tamin'ny fitondranataona 1863 no nahafatesany.
 
Nikasa hanangana fanjakana moderna Radama II ka namela malalaka ny [[Kristianisma eto Madagasikara|fivavahana kristiana]] sy ny fidiran'ny vahiny teto Madagasikara. Nofoanany ny fanamelohana ho faty. Nifanerasera tamin'ny sokajin'olona izay noheverijna tamin'izany fotoana izany ho ambany izy ary tsy dia niantehitra tamin'ireo andriana firy.
 
Tsy naharitra teo amin'ny fitondrana Radama II satria novonoin'ireo tsy faly tamin'ny fomba fitondrany izay heverin'izy ireo fa tsy firaharahana ny fomban-drazana sy ny fomba tokony hitantanana ny fanjakana. Ny mpanjakavavy [[Rasoherina]] vadiny no nandimby azy tamin'ny nahafatesany.
 
== Jereo koa: ==