Radama Voalohany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nnitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
'''Radama Voalohany''' na '''Radama I''' dia mpanjaka malagasy najaka tao amin'ny Fanjakana Merina nanomboka tamin'ny 1810 hatramin'ny taona 1828. Zanak'[[Andrianampoinimerina]] izy ary nataony mpandova fanjakana fa tsy Ramavolahy zokiny. Tamin'ny androny no nidiran'ny [[Kristianisma eto Madagasikara|fivavahana kristiana teto Madagasikara]] nentin'ny misionera protestanta britanika sady nanombohan'ny fanoratana ny teny malagasy amin'ny [[abidy latina]] izay notsorina ka lasa [[abidy malagasy]].
 
Teraka tamin'ny 1793 tamin'ny anarana Ilaidama na Laidama ary maty ny 27 Jolay 1828 tamin'ny faha-36 taonany. Nanambady an-dRamavo izy nefa tsy nana-janaka ka Ramavo izay lasa [[Ranavalona I]] no ndimbynandimby azy rehefa atymaty izy.
 
== Tantaram-piainana ==