Radama Voalohany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nnitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Radama I, portrait by Ramanankirahina.jpg|thumb|Radama I]]
'''Radama Voalohany''' na '''Radama I''' dia mpanjaka malagasy najaka tao amin'ny Fanjakana Merina nanomboka tamin'ny 1810 hatramin'ny taona 1828. Zanak'[[Andrianampoinimerina]] izy ary nataony mpandova fanjakana fa tsy Ramavolahy zokiny. Tamin'ny androny no nidiran'ny [[Kristianisma eto Madagasikara|fivavahana kristiana teto Madagasikara]] nentin'ny misionera protestanta britanika sady nanombohan'ny fanoratana ny teny malagasy amin'ny [[abidy latina]] izay notsorina ka lasa [[abidy malagasy]].
'''Radama Voalohany''' na '''Radama I''' izay teraka tamin'ny 1793 tamin'ny anarana Ilaidama ary maty ny 27 Jolay 1828 dia mpanjaka malagasy Merina nanomboka tamin'ny 1810 hatramin'ny taona 1828. Zanak'i [[Andrianampoinimerina]] izy ary nataony mpandova fanjakana.
 
Teraka tamin'ny 1793 tamin'ny anarana Ilaidama na Laidama ary maty ny 27 Jolay 1828 tamin'ny faha-36 taonany. Ranavalona I no ndimby azy rehefa aty izy.
 
== Tantaram-piainana ==
Taorian'ny nahafatesan'ny rainy tamin'ny 1810 dia lasa nananfika (ary nahomby ny fanafihana) ny bezanozanoBezanozano, ny sihanakaSihanaka ary ny tanin'andriana betsileo izay nihevitra fa afaka nanararaotra ny tsifananany traikefa amin'ny politika i Radama. Voaporofo araka ny fahombiazany ny herin' Imerina ary ny fanatanterahana ny sitra-pon'ny rainy («Ny ranomasina no valamparihiko») sisa no zavatra hatao mba ahafahanyhahafahany mifandray amin'ny firenena eoropeana. Ny [[Fanjakana Mitambatra]] no voalohany manohana azy.
 
== Jereo koa ==