Rasoherina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy votoatiny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana diso
Andalana faha-1:
[[Sary:Queen Rasoherina.jpg|vignette|Rasoherina]][[Rasoherina]] dia mpanjakavavy malagasy nanjaka tao amin'ny Fanjakan'i Madagasikara nanomboka tamin'ny taona 1863, nahafatesan-d[[Radama II]] vadiny, hatramin'ny taona 18631868. Teraka tamin'ny taona 1814 izy, ka Rabodozanakandriana izay nohafohezina amin'ny hoe Rabodo fotsiny no niantsoana azy talohan'ny naha mpanjaka azy, ary maty tamin'ny taona 1868. Nanambady an-dRainivoninahitriniony izy nefa nisarahany io ka [[Rainilaiarivony]] indray no lasa vadiny izay tena nitantana ny raharaham-panjakana. Nanao fifanarahana ara-barotra na ara-politika tamin'ny Frantsay sy ny Britanika ary ny Amerikana izy. [[Ranavalona II]] no nandimby azy rehefa maty izy tamin'ny taona 1868.
 
== Jereo koa: ==