Andrianampoinimerina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy zana-pizaràna sy nanao fanitsiana tsipelina ary nanisy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-108:
Raha nitaratra tamin’ny loharano teroa Ankatso izy dia hitany fa efa atomotra ny fodiamandriny ka nanafatra izy fa eny Ambohimanga no hafenina izy noho io vohitra io iafenan'ireo lafinkavany akaiky azy. Fa ireo andriana miafina tamin'ny fitomiandalana teo androvan'Antananarivo dia misy razany ny sasany saingy lavitra kokoa. Tratra antitra Andrianampoinimerina ka ny taona 1810 izy no niamboho ary nafenina teo atsimon’Andriambelomasina raibeny ao an-drovan’Ambohimanga. Tato aoriana anefa, raha vao voazanaka i Madagasikara dia tsapan’ny mpitondra frantsay fa mbola maro ireo Malagasy nino ny hasin’ny razan’andriana koa nafindran’ny Frantsay ho ao androvan’Antananarivo ny taolambalon’Andrianampoinimerina.
 
Ny taona 2008, tamin’ny fitondran’i [[Marc Ravalomanana]] no tafaverina ao amin’ny rovan’Ambohimanga ny taolambalon’Andrianampoinimerina. Niteraka resabe anefa izany famindrana izany satria tao ny tsy nankasitraka noho io famindrana io natao mangingina, raha niteraka fankasitrahana kosa hoan'ny hafa izay nihevitra fa voavaha ny famonjàna ara-tantara ny firenena malagasy nataon'ny mpanjanatany.
 
== Jereo koa: ==