Radama II: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Nanisy votoatiny |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Portrait of Radama II, by Robert Lisan.jpg|vignette|358x358px|Radama II]][[Radama II]] dia mpanjaka malagasy izay nanjaka tao amin'ny [[Fanjakan'i Madagasikara]] nanomboka tamin'ny taona 1861, taona nahafatesan-[[Ranavalona I]] reniny, ka hatramin'ny taona 1863. Tamin'ny taona 1829 no nahaterahany ary tami'ny taona 1863 no nahafatesany. Ny mpanjakavavy [[Rasoherina]] vadiny no nandimby azy teo amin'ny fitondrana.
== Jereo koa: ==
|