Andrianampoinimerina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Sary maneho ny Mpanjaka Andrianampoinimerina, antsoina koa hoe Ilahifotsy na Imboasalama.JPGjpg|vignetteAndrianampoinimerina|329x329px287x287px|Andrianampoinimerinaright|thumb]]
 
== Ny Nahaterahan’Andrianampoinimerina ==
Andalana faha-10:
 
== Ny endriny sy ny toebatany ==
[[Sary:Andrianampoinimerina.jpg|Hosodokon'Andrianampoinimerina|220px|right|thumb]]
Tsy azo sary Andrianampoinimerina satria norarany tsy hiakatra an’Imerina ny vahiny. Anefa, ny lovantsofina dia mitazona fa lehilahy fohy fa tsy lava i Andrianampoinimerina. Araka ny filazan’ireo mpitazona tantara momba ny fandrian’Andrianampoinimerina ao amin’ny lapany atao hoe “Mahandrihono” ao amin’ny rovan’Ambohimanga dia sahabo ho 1,45 cm ny halavan’Andrianampoinimerina. Ary farany, Mayeur dia nanoratra tamin’ny taona 1777 tao amin’ny diariny fa araka ny notanterina taminy dia fohy Andrianampoinimerina mpanjakan’Ambohimanga.
 
Momba ny fihodirany dia tsisy sary ahafahana mamantatra izany. “Ilahifotsy” anefa no niantsoan’[[Andriambelomasina]] raibeny azy. Midika izany fa fotsy fihodirana na mazava hoditra Andrianampoinimerina. Mbola ny hafan-draibeny manao hoe “Ilahifotsy avy amin’alahamaditany no tompon’ny farany” no nentiny nandresy lahatra ny vahoakan’Ambohimanga raha naka ny fanjakana tao Ambohimanga Andrianampoinimerina satria mantsy mitovy volonkoditra sy fiaviana amin’ny voalazan’Andriambelomasina izy (fa raha tsy fotsy izy no tsy avy amin’ny alahamaditany dia ho mpisandoka fotsiny ihany). Manarak’izany, Radama I zanaka naterak’Andrianampoinimerina dia olona fotsy fihodirana na mazava fihodirana, malama volo, maranitrorona fa tsy mangamanga sy ngita volo, no tsy manana endrika “afrikana”. Inoana arak’izany fa tsy mifanalavitra loatra amin’ny endriky Radama I Andrianampoinimerina rainy. Ary farany, nisy sary vita hosodoko momba an’Andrianampoinimerina, sary izay mampiseho fa olona fotsy na mazava fihodirana, maranitrorona ary lavalava endrika izy. Misy moa ny milaza fa tsy tena endrik’Andrianampoinimerina no hita amin’ilay hosidoko. Ny tsy azo lavina anefa dia hatramin’ny nahavitan’izany sary hosodoko izany dia maro ireo taranak’Andrianampoinimerina no nitazona dika mitovy amin’izany, eny hatrany anaty rovan’Antananarivo sy Ambohimanga ary amin’ny rova maro amin’ny vohitra 12. Midika izany fa saika noeken’ny maro ho manakaiky tanteraka ny endrik’Andrianampoinimerina iny sary hosodoko mahakasika azy[[Sary:Sary inymaneho ny Mpanjaka Andrianampoinimerina, antsoina koa hoe Ilahifotsy na Imboasalama.JPG|vignette|329x329px|Andrianampoinimerina]]
 
azy iny.
 
== Ny nitazaina azy ==