Boky fahatelon' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Boky fahatelon'ny Makabeo''' dia boky ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] na [[Septanta]]. Manakilasy nan'io boky io ho isan'ny boky [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] ny KatolokaKatolika ary ny Protestanta manasokajy azy ho pseodepigrafa. Hita ao amin'ny [[Baiboly ortodoksa]] ny Boky fahatelon'ny makabeo.
 
Nosoratana tamin'ny fiteny grika tamin'ny taonjato voalohany tal. J.K. io boky io ary mitantara ny zava-nitranga tamin'ny taonjato fahatelo tao Jerosalema sy tao Aleksandria.