Boky faharoan' ny Makabeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
Ny '''Boky faharoan'ny Makabeo''' dia boky ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] na Septanta. Mitantara ny fanoherana nataon'ireo [[Makabeo]] io boky io nefa maneho izany amin'ny fomba fijery teolojika kokoa fa tsy ara-tantara. Kely kokoa noho ny an'ny [[Boky voalohan'ny Makabeo]] ny vanim-potoana resahiny: manomboka amin'ny andro faramparany niainan'i Seleokosy IV Epifnesy ary mifarana amin'ny fandresen'i Jodasy Makabeo ny Jenerany Nikanora, dimy ambin'ny folo taona taty aoriana (taona 161).
 
Voasokajy ho [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] ny boky ao amin'ny [[Baiboly katolika|Baiboly kotolika]] sy ny [[Baiboly ortodoksa]] fa [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] kosa izy ho an'ny Protestanta sy ny Jodaisma. Ny Anglikana dia mihevitra an'io boky io ho ilaina nefa tsy amin'ny fanorenam-pampianarana na amin'ny fanavotana<ref><small>Harris, Stephen L., ''Understanding the Bible''. Palo Alto: Mayfield. 1985.</small></ref><ref><small>[http://www.episcopalian.org/pbs1928/articles/AnglicanTeaching/042.htm Article VI at episcopalian.org] ([https://web.archive.org/web/20070928122338/http://www.episcopalian.org/pbs1928/articles/AnglicanTeaching/042.htm Tahiry]: 2007-09-28 ao amin'ny Wayback Machine).</small></ref>.