Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Book of Mormon 1830 edition reprint.jpg|372x372px|right|alt=|Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830]]
 
Ny [[Bokin'i Môrmôna]] dia iray amin'ny boky masin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany]] manampy ny [[Baiboly]] sy boky hafa koa (dia ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana|''Fotopampianarana sy Fanekempihavanana'']] sy ny [[Voahangy Lafo Vidy|''Voahangy Lafo Vidy'']]) izay voasoratra, araka ny fitantaràn'i Joseph Smith, tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i [[New York]] any [[Etazonia]], araka ny taridalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. AvyAraka ny fitantaràn'i Joseph Smith dia avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatra, eo amin'ny kontinenta amerikana, ny anaran'io boky io.
 
Misy fizaràna lehibe 15 ao amin'ny ''Bokin'i Môrmôna'', dia ireto avy:
 
* ny Boky voalohan'i Nefia (1 Nefia);