Marka (evanjelista): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
I '''Marka''' dia ilay heverina, araka ny lovantsofina, fa nanoratra ny [[Evanjelin'i Marka|Evanjely]] na [[Filazantsara araka an'i Marka|Filazantsara]] mitondra ny anarany. Mpanara-dia akaiky an'i [[Simona Petera]] sy an'i [[Apostoly Paoly|Paoly Apostoly]] izy fa tsy isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] roa ambin'ny folo lahy. [[Jaona Marka]] koa no fiantsoana azy. Tsy mitonon-tena ho nanoratra ny Filazantsara faharoa nampitondraina ny anarany anefa i Marka.
 
== Jereo koa: ==