Fitsarana farany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina sy nanitatra
Andalana faha-120:
=== Ny fivoasan'ny fiangonana kristiana ny amin'ny fitsarana farany ===
Na dia voasoratra toy izany aza ny zavatra hitranga amin'ny fitsarana farany ao amin'ireo boky noraisin'ny kristiana ho Soratra masina dia samy manana ny fomba fivoasany azy avy ny fiangonana tsirairay, indrindra ny mikasika ny fotoana hitrangan'izany sy ny toerana halehan'ny olona avy notsaraina.
 
==== Ny fotoana hisehoan'ny fitsarana ====
Mizara roa lehibe ny kristiana ka ao ireo atao hoe amilenarista ary ao ireo atao hoe [[Milenarisma|milenarista]]. Ny milenarisma no arajhin'ny ny [[Evanjelisma|Fiangonana evanjelijka]], ny [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito|Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]], ny [[Vavolombelon'i Jehovah]] ary ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Olomasin'ny Andro Farany]]. Amilenarista kosa ny [[Anglikanisma|Anglikana]], ny [[Katolisisma|Katolika]], ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Ortodoksa tatsinanana]], ny [[Loteranisma|Loterana]], ny [[Metodisma|Metodista]] ary ny [[Fiangonana nohavaozina|Presbiteriana]] (na [[Fiangonana nohavaozina|Nohavaozina]]).
 
==== Ny halehan'ny olona avy notsaraina ====
Mizara roa koa ny kristiana ka ao ireo mino ny hisian'ny fijaliana fa ao koa ireo izay tsy mino izany fa mihevitra fa ho foanana tsy hisy fotsiny ireo olona tsy mendrika hiaina ao amin'ny fiainana mandrakizay.
 
== Jereo koa: ==