Fitsarana farany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina
Andalana faha-5:
 
=== Ny Andron'i Iahveh araka ny Tanakh ===
Ny bokin'ny mpaminany (hebreo: נְבִיאִים / [[Nevi'im]] "Mpaminany") no tena ahitana ny amin'ny fitsarana farany ao amin'ny Baiboly jiosy ([[Tanakh]]), indrindra fa ao amin'ireo atao hoe "mpaminany farany" na "mpaminany taoriana" (hebreo: נביאים אחרונים / ''Nevi'im aharonim'').
 
==== Bokin'i JoelaIsaia sy ny an'i Jeremia ary ny an'i Ezekiela ====
==== '''''Bokin'i Isaia ===='''''
Ny [[Bokin'i Joela]] mirakitra ny faminanian'i Joela izay mitaona ny vahoaka hibebaka sady mampanantena azy ireo fahasambarana ho avy amin'ny Andron'i Iahveh (hebreo: יוֹם-יְהוָה). Ao amin'ny Joela 3.1-4.21 dia voalazan'ny faminaniana fa hisy famantarana eny amin'ny lanitra ary hanafika an'i Jerosalema ny firenena jentilisa izay hiangona ao amin'ny "lohasahan'i Josafata" dia ilay lohasaha hitsaran'i Iahveh ny azy ireo. Rehefa afaka izany dia hahagaga ny fahavokaran'ny tany ao amin'i Palestina voaova. Hisy rano miboiboika hiditra ao amin’ny Tempoly, ao Joda sy ao amin'i Ziona vaovao.
 
Ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] dia ahitana firesahana ny amin'ny Andron'i Iahveh (Is. 24 - 27) ka omen'ny mpandinika ny Baiboly anarana hoe ''Apokalipsa lehibe.'' mifantoka faminaniana ny zavatra hitranga amin'ny faran'izao tontolo izao ireo toko ireo izay manambara ny loza mandrakizay hahazo ny sy ny fanavotana izay handimby ny fahababoana<ref><small>[http://www.bibliquest.org/WK/WK-nt27-Lectures_on_Revelation_ch20a22.htm#TM41 "Prophéties d’Ésaïe 24 à 26, Remarques sur l'Apocalypse"], ''Bibliquest''.</small></ref>.
* Joela 1.15: "Indrisy ny andro! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah, ka tahaka ny loza tsy toha avy amin'ny Tsitoha no fihaviny."
* Joela 2.1: "Tsofy ao Ziona ny anjomara! Ary miantsoa mafy ao an-tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin'ny tany; Fa avy ny andron'i Jehovah, eny, efa antomotra izany,"
* Joela 2.11: "Ary Jehovah mahatonga kotroka eo alohan'ny miaramilany; Fa lehibe indrindra ny tobiny ary mahery izay manatanteraka ny teniny; Fa lehibe sy mahatahotra indrindra ny andron'i Jehovah, ka iza no mahatanty izany?"
* Joela 4.14: "He izany vahoaka mireondreona ao amin'ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah ao amin'ny lohasaha fitsarana."
 
* Isaia. 2.12: "Fa misy andron'i Jehovah, Tompon'ny maro, Hitsarana izay avo sy ambony toetra rehetra Ary izay misandratra rehetra, Ka dia haetry ireny."
==== Bokin'i Zefania ====
Mireska ny amin'ny Andron'i Iahveh koa ny [[Bokin'i Zefania]] ka ataony hoe androm-pamaizana (Zef. 1.2 – 2.3) izany. Ho faizina noho ny ratsy nataony ny firenena (Zef. 1.1 – 1.18) nefa mialoha izany dia hampibebahina ny olona (Zef. 2.1 – 2.3). Ao amin'ny Bokin'ny Zefania (Zef. 1.14-18) no tena mamelabelatra an'izany andron'i Iahveh na andron'ny Tompo izany, izay maneho izany andro izany ho andro maizina feno zavona sady androm-padravana ka hanenoan'ny trompetra ao amin'ireo tanàna reraky ny tahotra.
 
* ZefaniaIsaia. 113.76: "ManginaMidradradradrà eoianareo, anatrehan'i Jehovah Tompo! Fafa efa antomotra ny andron'i Jehovah;, Faka Jehovahtahaka efany niomanaloza hamonotsy zavatratoha hataoavy fanatitraamin'ny Ka efa nanamasina nyTsitoha olonano nasainyfihaviny."
 
* Isaia. 13.9: "Indro, avy ny andron'i Jehovah, dia loza sy fahavinirana ary firehetan'ny fahatezerana hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao."
* Zefania 1.14: "Efa antomotra ny andro lehiben'i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon'ny andron'i Jehovah! Ny lehilahy mahery dia mitomany mafy any."
 
==== '''''Bokin'i Obadia ====Ezekiela'''''
Miresaka momba ny Andron'i Iahveh koa ny [[Bokin'i Obadia]] (Ob. 1.16 - 1.21): harodana i Edoma, izany hoe hotsaraina sy hosazina ary hampijalian'Andriamanitra ireo fahavalon'i Israely rehetra ary hanjaka ao Jerosalema renivohitr'izao tontolo izao Andriamanitra sy ny mpanjakan'i Israely.
 
* Ezekiela 13.5: "Tsy niakatra ho eo amin'ny banga ianareo, sady tsy nanao manda hiarovana ny taranak'Isiraely mba hifaharany amin'ny ady amin'ny andron'i Jehovah."
==== Bokin'i Isaia ====
Ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] dia ahitana firesahana ny amin'ny Andron'i Iahveh (Is. 24 - 27) ka omen'ny mpandinika ny Baiboly anarana hoe ''Apokalipsa lehibe.'' mifantoka faminaniana ny zavatra hitranga amin'ny faran'izao tontolo izao ireo toko ireo izay manambara ny loza mandrakizay hahazo ny sy ny fanavotana izay handimby ny fahababoana<ref><small>[http://www.bibliquest.org/WK/WK-nt27-Lectures_on_Revelation_ch20a22.htm#TM41 "Prophéties d’Ésaïe 24 à 26, Remarques sur l'Apocalypse"], ''Bibliquest''.</small></ref>.
 
* Ezekiela 30.3: "Fa efa antomotra ny andro, eny, antomotra ny andron'i Jehovah, dia andro mandrahona sy fotoana hamaliana ny jentilisa izany."
* Isaia. 2.12: "Fa misy andron'i Jehovah, Tompon'ny maro, Hitsarana izay avo sy ambony toetra rehetra Ary izay misandratra rehetra, Ka dia haetry ireny."
 
==== Bokin'ny mpaminany roa ambin'ny folo ====
* Isaia. 13.6: "Midradradradrà ianareo, fa efa antomotra ny andron'i Jehovah, ka tahaka ny loza tsy toha avy amin'ny Tsitoha no fihaviny."
Miresaka matetika ny amin'ny andron'ny Tompo ireo mpaminany 12 (hebreo: תרי עשר / ''Trei Assar'' )
 
'''''Bokin'i Joela'''''
* Isaia. 13.9: "Indro, avy ny andron'i Jehovah, dia loza sy fahavinirana ary firehetan'ny fahatezerana hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao."
 
Ny [[Bokin'i Joela]] mirakitra ny faminanian'i Joela izay mitaona ny vahoaka hibebaka sady mampanantena azy ireo fahasambarana ho avy amin'ny Andron'i Iahveh (hebreo: יוֹם-יְהוָה). Ao amin'ny Joela 3.1-4.21 dia voalazan'ny faminaniana fa hisy famantarana eny amin'ny lanitra ary hanafika an'i Jerosalema ny firenena jentilisa izay hiangona ao amin'ny "lohasahan'i Josafata" dia ilay lohasaha hitsaran'i Iahveh ny azy ireo. Rehefa afaka izany dia hahagaga ny fahavokaran'ny tany ao amin'i Palestina voaova. Hisy rano miboiboika hiditra ao amin’ny Tempoly, ao Joda sy ao amin'i Ziona vaovao.
==== Ny Bokin'i Daniela ====
Miresaka ny amin'ny fitsarana farany koa ny [[Bokin'i Daniela]], indrindara ao aminreo toko faha-7 sy faha-10 ary faha-12.
 
* Dan.Joela 71.2615: "Fa hipetrakaIndrisy ny Mpitsara,andro! aryFa efa hesorinaantomotra ny fanapahanyandron'i Jehovah, ka horavanatahaka syny hosimbanaloza hatramintsy toha avy amin'ny faranyTsitoha no izyfihaviny."
* Joela 2.1: "Tsofy ao Ziona ny anjomara! Ary miantsoa mafy ao an-tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin'ny tany; Fa avy ny andron'i Jehovah, eny, efa antomotra izany,"
* Joela 2.11: "Ary Jehovah mahatonga kotroka eo alohan'ny miaramilany; Fa lehibe indrindra ny tobiny ary mahery izay manatanteraka ny teniny; Fa lehibe sy mahatahotra indrindra ny andron'i Jehovah, ka iza no mahatanty izany?"
* Joela 4.14: "He izany vahoaka mireondreona ao amin'ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah ao amin'ny lohasaha fitsarana."
 
==== '''''Bokin'i Ezekiela ====Zefania'''''
 
MireskaMiresaka ny amin'ny Andron'i Iahveh koa ny [[Bokin'i Zefania]] ka ataony hoe androm-pamaizana (Zef. 1.2 – 2.3) izany. Ho faizina noho ny ratsy nataony ny firenena (Zef. 1.1 – 1.18) nefa mialoha izany dia hampibebahina ny olona (Zef. 2.1 – 2.3). Ao amin'ny Bokin'ny Zefania (Zef. 1.14-18) no tena mamelabelatra an'izany andron'i Iahveh na andron'ny Tompo izany, izay maneho izany andro izany ho andro maizina feno zavona sady androm-padravana ka hanenoan'ny trompetra ao amin'ireo tanàna reraky ny tahotra.
* Ezekiela 13.5: "Tsy niakatra ho eo amin'ny banga ianareo, sady tsy nanao manda hiarovana ny taranak'Isiraely mba hifaharany amin'ny ady amin'ny andron'i Jehovah."
 
* EzekielaZefania 301.37: "FaMangina efaeo antomotraanatrehan'i nyJehovah andro,Tompo! eny,Fa efa antomotra ny andron'i Jehovah,; diaFa androJehovah mandrahonaefa syniomana fotoanahamono zavatra hatao fanatitra Ka efa hamalianananamasina ny jentilisaolona izanynasainy."
 
* Zefania 1.14: "Efa antomotra ny andro lehiben'i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon'ny andron'i Jehovah! Ny lehilahy mahery dia mitomany mafy any."
==== Bokin'i Amosa ====
 
'''''Bokin'i Obadia'''''
 
Miresaka momba ny Andron'i Iahveh koa ny [[Bokin'i Obadia]] (Ob. 1.16 - 1.21): harodana i Edoma, izany hoe hotsaraina sy hosazina ary hampijalian'Andriamanitra ireo fahavalon'i Israely rehetra ary hanjaka ao Jerosalema renivohitr'izao tontolo izao Andriamanitra sy ny mpanjakan'i Israely.
 
==== '''''Bokin'i Amosa ===='''''
 
* Amosa 5.18: "Lozan'izay maniry ny andron'i Jehovah! Hataonareo inona moa ny andron'i Jehovah? Dia aizina, fa tsy fahazavana,"
Ligne 50 ⟶ 54 :
* Amosa 5.20: "Moa tsy aizina va ny andron'i Jehovah, fa tsy fahazavana? Tsy aizim-pito tsy misy mangirana akory va izany?"
 
==== '''''Bokin'i Zakaria ===='''''
 
* Zakaria 14.1: "Indro, hisy andron'i Jehovah ho avy, ka ny babo aminao hozaraina ao am-povoanao."
 
==== '''''Bokin'i Malakia ===='''''
 
* Malakia 4.5 na 3.23: "Indro, Izaho haniraka an'i Elia mpaminany ho aminareo, dieny tsy mbola tonga ny andron'i Jehovah, ilay lehibe sady mahatahotra"
 
==== Ny boky soratra (ketuvim) ====
Ny boky atao hoe "soratra" (hebreo: כתובים / ''Ketuvim'' כתובים), indrindra fa ny [[Bokin'i Daniela]] dia miresaka ny amin'ny fahitana nasehon'Andriamanitra an'i Daniela.
 
==== '''''Ny Bokin'i Daniela ===='''''
 
Miresaka ny amin'ny fitsarana farany koa ny [[Bokin'i Daniela]], indrindara ao aminreo toko faha-7 sy faha-10 ary faha-12.
 
* Dan. 7.26: "Fa hipetraka ny Mpitsara, ary hesorina ny fanapahany, ka horavana sy hosimbana hatramin'ny farany izy."
 
=== Fivoasan'ny Jiosy ireo zavatra voasoratra ireo ===