Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (Rohy ivelany)
kAucun résumé des modifications
 
=== Ny anaran'ny andro ===
Misy fito andro ny ao anatin'ny iray [[herinandro]] (hebreo: / shavu'a) amin'ny tetiandro hebreo. Ny andro (hebreo: יום / yom) iray dia manomboka amin'ny filentehan'ny masoandro ao amin'ny andro eo alohany fa tsy amin'ny misasak'alina. Tsy manana ny anarany manokana ny andro tsirairay fa antsoina amin'ny laharany ka ny mifanandrify amin'ny Alahady no andro voalohany ary ny mifanandrify amin'ny Asabotsy no andro fahafito. Ireto avy izy ireo:
 
# Yom Rishon / יום ראשון‬ izay midika hoe "andro voalohany" (Alahady)
28 220

modifications