Bokin' i Ôbadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-14:
 
==== Ny andron'i Iahveh (1.16 – 1.21) ====
Manana endrika apokaliptika na eskatolojika io fizarana faharoa io satria miresaka ny amin’ny zavatra hiseho amin’ny [[andron’i Iahveh]]. Harodana i Edoma ka izany dia famantarana am-panoharana ny fitsarana sy ny sazy hampijalian’Andriamanitra ireo fahavalon’i Israely rehetra. Hanjaka ao Jerosalema renivohitr’izao tontolo izao Andriamanitra sy ny mpanjakan’i Israely.
 
== Jereo koa : ==