Bokin' i Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-53:
 
=== Lanjan’ny boky amin'ny Kristiana ankehitriny ===
Tsy kanonika ny Boky voalohan’i Henoka ho an’ny [[Jodaisma|Jiosy]] sy ny [[Katolika]] sy ny [[Protestantisma|Protestanta]] ary ny ankamaroan’ny [[OrtodoksaKristianisma ortodoksa|Kristiana ortodoksa]]. Isainy ho [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] na [[Boky pseodepigrafa|pseodepigrafa]] io boky io.
 
==== Lanjan’ny boky ho an’ny Ortodoksa Teoahedo ====
Andalana faha-67:
 
==== Lanjan’ny boky ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany ====
Ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany]] dia tsy mandray ny Boky voalohan’ny Henoka ho isan’ireo boky kanonika mahazatra, na dia heveriny fa ny fizaràna voalohany indrindra dia vokatry ny tsindrimandrin’Andriamanitra. Ahitana fizaràna izay heveriny fa mirakitra sombin-dahatsoratra avy amin’ny Bokin’i Henoka izay voasoratra voalohany ilay atao hoe ''Bokin’i Mosesy'', izay ao amin’ny kanonan’ny Olomasin’ny Andro Farany. Misy ifanahafany amin’ny Boky voalohan’i Henoka sy ny lahatsoratra hafa atao hoe nosoratan’i Henoka (ny 2 Henoka sy ny 3 Henoka) ary ny ''Bokin’ny Olona goavana'' io fizarànan’ny ''Bokin’i Mosesy'' io. Mahakasika fitantaran-javatra sy lohahevitra ary anaran'olona izany fitovizana izany. Heverin’ny Olomasin’ny Andro Farany ho mirakitra ampahan’ny “zava-miafina sy ny fampianarana ary ny fahitan’i Henoka” ny ampahany natokana ho an’i Henoka ao amin’ny ''Bokin’i Mosesy'', na dia tsy hita ao ny Bokin’i Henoka manontolo.
 
== Jereo koa: ==