Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Joel-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Joela,'' sary tamin'ny taojato faha-18.]]
I '''[[Joela''']] na [[Joela|Joely]] na [[Joela|Jôely]] dia iray [[mpaminan'i Israely]] izay resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Nonina tao amin'ny fokon'i Joda izy ka mety ho isan'io foko io. [[Jiosy]] velona taorian'ny [[Fahababoana]] tany Babilona izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i [[Ezekiela]]. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny [[Bokin'i Joela]].