Bahaisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-58:
 
=== Ny amin'Andriamanitra ===
[[Sary:Greatest Name.svg|vignette|246x246px|Ny Anarana Lehibe Indrindra, eva bahain'Andriamanitra soratana amin'ny teny arabo hoe يا بهاء الأبهى‎, / ''Yá Bahá'u'l-Abhá'', sady midika hoe "Ry Voninahitry ny be voninahitra rehetra".]]
minoMino an'Andriamanitra tokana sy mandrakizay izay mpamorona ny zavatra rehetra, isan'izany ny zavaboary sy ny hery eto amin'izao tontolo izao ny Bahay. mino izy ireo fa tsy voafatran'ny fotoana sady tsy manam-piandohana na fiafarana Andriamanitra. Amin'izy ireo dia "manan-tsitrapo manokana nefa tsy azo fantarina, tsy takatry ny saina loharano nipoiran'ny fanambaràna rehetra, mandrakizay, mahalala ny zava-drehetra, manatrika amin'ny toerana rehetra ary mahefa ny zava-drehetra Andriamanitra"<ref><small>Shoghi Effendi, ''[http://reference.bahai.org/en/t/se/GPB/gpb-9.html#gr26 God Passes By]'', 1944 <abbr>p.</abbr> 49. ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Freference.bahai.org%2Fen%2Ft%2Fse%2FGPB%2Fgpb-9.html%23gr26 Tahiry])</small></ref>. Na dia tsy takatra mivantana aza Andriamanitra dia mahazo an-tsaina ny zavatra noforoniny izy, ka sady manana tanjona no manana sitrapo. Mino ny Bahay fa manambara ny sitrapony amin'ny fomba maro Andriamanitra, ohat(ra amin'ny alalan'ny hafatra maro misesy atao hoe Fisehoan'Andriamanitra (''maẓhar-i ilāhī'') na indraidray atao hoe mpanabe araka an'Andriamanitra. Ireo fisehoan'Andriamanitra izay manambara ny fikendreny ireo dia ampiasaina hanorenana ny fivavahana eto amin'izao tontolo izao.
 
Milaza ny fampianarana bahay fa lehibe loatra Andriamanitra ka tsy mety ho azon'ny olombelona amin'ny alalan'ny sary feno sy mazava tsara<ref><small>Juan Cole, [http://bahai-library.com/cole_concept_manifestation "The Concept of Manifestation in the Bahá’í Writings"], Bahá’í Studies, Ottawa, Bahá’í Studies Publications, <abbr>vol.</abbr> 9,‎ 1982, <abbr>p.</abbr> 1-38 ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fbahai-library.com%2Fcole_concept_manifestation tahiry]])</small></ref>. Ao amin'ny finoana bahay dia tondroina amin'ny fampiasana anaram-boninahitra Andriamanitra (ohatra: "ilay mahery indrindra") ary maro ireo teny ananterana ny maha tokana azy.
Ligne 74 ⟶ 75 :
 
=== Ny olombelona ===
[[Sary:Ringstone.svg|vignette|260x260px|Eva maneho ny fifandraisan'ny olombelona sy ny zavaboary amin'Andriamanitra''.'']]
minoMino ny Bahay fa ny olombelona dia manana "fanahy misaina" (''nafs-i nāṭiqa'' na ''rūḥ''), ary mino koa izy ireo fa izay no mahatonga ny olombelona hanana fahafahana tsy roa aman-tany hahalala ny toeran'Andriavanitra sy ny fifandraisan'ny olombelona rehetra sy ny mpamorona azy. Araka ny finoana bahay dia tokony hanaiky an'Andriamanitra sy ny ireo fisehoany ny olona tsitrairay ary tokony hanana toetra mifanaraka amin'ny fampianarana entin'ireo fisehoany ireo<ref name=":0"><small>Jean-Marc Lepain, ''[http://www.bahai-biblio.org/centre-doc/ouvrage/archeologie-royaume-dieu/archeologie-royaume-dieu-sommaire.htm Archéologie du royaume de Dieu : Ontologie des mondes divins dans les écrits de Bahá’u’lláh]'', Médiathèque bahá’íe, 2000 ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.bahai-biblio.org%2Fcentre-doc%2Fouvrage%2Farcheologie-royaume-dieu%2Farcheologie-royaume-dieu-sommaire.htm tahiry])</small></ref>. Amin'ny alalan'ny fanekena sy ny fanoavana, ny asa atao ho an'ny olona hafa, ny vavaka ary ny fanao ara-panahy ara-dalàna, hanakekezan'ny olombelona an'Andriamanitra, izany no tanjona ara-panahy ao amin'ny finoana bahay.
 
Raha maty ny olona dia miova tontolo ny fanahiny, ka ao amin'izany tontolo izany dia ny fandrosoana ara-panahin'ilay olona tao amin'ny tontolon'ny vatana no hitsarana sy hametrahana azy ao amin'ny tontolo ara-panahy<ref name=":0" />. Ny paradisa sy ny fiainan-tsy hita dia toetra ara-panahy izay manakaiky na manalavitra an'Andriamanitra ka anambaràna ny fifandraisana eto amin'ity tontolo ity sy ilay tontolo hafa, fa tsy toeram- pamalian-tsoa na fanasaziana aorian'ny fahafatesana<ref name=":0" />.