Bahaisma: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Nanisy sary |
k Tsipalina |
||
Andalana faha-35:
Nomena ny anarana hoe "Ivon'ny Fanekem-pihavanana" sy "Lohan'ny Finoana" izy, afaka manazava ny hafatra nentin'drainy, izay nanendry azy ho hany tokana mpanazava manam-pahefana amin'ny asasorany<ref><small>Alessandro Bausani et Denis MacEoin, [http://www.iranicaonline.org/articles/abd-al-baha « ʿAbd-al-Bahāʾ »], ''Encyclopædia Iranica'', Costa Mesa, Mazda, <abbr>vol.</abbr> 1, 1982 ([http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.iranicaonline.org%2Farticles%2Fabd-al-baha tahiry])</small></ref>.
Niaritra ny fanaovan-tsesitany sy ny famonjana tahaka an-drainy koa izy. Nogadraina izy ka tsy tapitra izany raha tsy tamin'ny taona 1908, fotoana nanafahan'ny Tanora-Torka azy<ref><small>Ny Tanora Torka dia antoko politika
Nandao ny Tany Masina izy tamin'ny volana Aogositra 1911 dia nadeha tany Eoropa ka nivahiny tao nandrita ny efa-bolana, indrindra tao Londra sy Parisy. Nihaona tamin'ny mpino bahay tandrefana izy ka nanao valandresaka momba ny finoana bahay sy ny foto-dalàny. Tamin'ny lohataona 1912 i ʿAbd-al-Bahāʾ dia nanao dia lava nandritra ny iray taona indray tany Eoropa sy tany Etazonia ary tany Kanada. Nanampy azy amin'ny fampielezana ny finoana bahay tany Andrefana izany ka niteraka fandrosoana lehibe, indrindra tany India sy Etazonia ary Eoropa.
|