Bahaisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra: nanohy ny tantara
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-15:
Rehefa tonga tany i Mullā Ḥusayn tamin'ny 22 Mey 1844 dia noraisin'ny mponina izay nanasa azy hiantra ao aminy. Rehafa avy nanontany ny anto-dian'ny vahiny izany olona izany dia nilaza ny tenany ho ilay olona tadiavin'i Mullā Ḥusayn. I Sayyid ʿAlī Muḥammad Šīrāzī dia mpivarotra tao Shiraz izay 25 taona ka nilaza fa ny fisehoana vaovaon'Andriamanitra sady ilay Mahdi nandrasana hatrizay (na ''Qāʾim'').
 
Nitondra ny anatram-bob inahitra hoe ''Bāb'' (باب ) izay midika hoe "varavarana" izy (izany hoe varavarana idirana mankany amin'ny faham)rinanafahamarinana, ary nortfirinnotifirin'ny manampahefana tao Iràna ka maty, araka ny faneren'ireo mpitondra fivavahana shiita, enin-taona taty aoriana tao [[Tabriz]].
 
I Mullā Ḥusayn no mpianatry ny Bāb voalohany. Tao anaty fotoana fohy dia niampy fito ambin'ny folo izany (ka ny iray aminy dia vahivavy atao hoa Tahira). Treraka tamin'izany fotoana izany ny babisma. Ireo mpianatra valo ambin'ny folo volohany ireo no fantatra hatrami'izay ao amin'ny babisma hoe "Taratasin'ilay Velona" na "Soratr'ilay Velona". Ny votoatin'ny hafatry ny Bāb dia ny fahantomotry ny fahatongavan' "Ilay hataon'Andriamanitra miseho" ("Ilay hasehonhahariharin'Andriamanitra" (''man yuẓhiruh Allāh''), ilay nampanantenaina tao amin'ny fanambaràn'ireo fivavahana tany aloha. Isan'ny mpianatry ny Bāb i Bahāʾ-Allāh mpanorina ny finoana bahay ka nanambara ny tenany ho ny fahatanterahan'ny faminanian'ny Bāb.
 
=== I Bahāʾ-Allāh ===
[[Sary:Shrine-of-Bahaullah.jpg|vignette|259x259px|Ny mausolean'i Bahāʾ-Allāh ao Acre.]]
Ny mpanorina ny finoana bahay, i Mīrzā Ḥusayn-ʿAlī Nūrī, dia teraka tao amin'ny faritanin'i Mazanderan any Iràna tamin'ny 12 Novambra 1817 tao amin'ny fianakavian'andriana iray. Niasa tao amin'ny governoran'ny shah ao Iràna ny rainy. Rehefa maty ny rainy dia saika hatao mpandimby azy ao amin'ny lapan'ny mpanjaka i Mīrzā Ḥusayn-ʿAlī Nūrī. Tsy nanaiky anefa izy mba hahafahany manokana ny fotoany amin'ny fanampiana ny olona ianjadian'ny tsindrihazolena sy ny marary ary ny mahantra, sady hiaro ny rariny. Nikambana tamin'ny babisma <ref><small>Ny babisma dia fikambanana na firehana ara-pivavahana nipoitra avy amin'ny sampana shiita izay manao fampianarana mihanohitra amin'ny finoana silamo be mpanaraka amin'ny fanambaran'ny mpamorona azy, ny Bāb, fa fisehoan'Andriavanitra avokoa ny mpaminanany rehetra ary mitovy amin'i mohamady izy. Faniratsirana ny finoana silamo izany amin'ireo miozolmana satria amin'izy ireo dia i mohavady no mpaminany farany sady lehibe indrindra.</small></ref> izy tamin'ny faha-30 taonany. Tamin'ny taona 1852 dia nosamborina izy ka sy nasesitany tany Bagdad izay niankina tamin'ny fanjakana otomàna.
 
Ligne 29 ⟶ 30 :
 
=== I ʿAbd-al-Bahāʾ ===
[[Sary:‘Abdu’l-Bahá portrait.jpg|vignette|246x246px|Sary hosodoko maneho an'i ‘Abdu’l-Bahá]]
Taorian'ny nahahatesan'i Bahāʾ-Allāh dia nafindra tamin'ny lahimatoany atao hoe ʿAbbās Effendi (1844-1921) ny fitantanana ny fikambanana bahay. Teraka tao Teheràna i ʿAbbās Effendi ary nambara fa ''ʿAbd-al-Bahāʾ'' ("Andevo miasa ho an'ny famirapiratan'Andriamanitra").
 
Ligne 44 ⟶ 46 :
Noho ny fanetsehany sy ny fitarihany nampian'ireo mpianatra sangany mitondra ny anarana hoe "Tanan'ny Raharahan'Andriamanitra", dia nanomboka ny "Kroazady folo taona" (''ǧihād'') tamin'ny taona 1953 ka tsy nifarana raha tsy tamin'ny taona 1963. Izany "Kroazady" izany dia nahatonga ny finoana bahay ho hita amin'ny firenena manerana an'izao tontolo izao. Teo anelanelan'ny fanendrena azy tamin'ny taona 1921 sy ny nahafatesany tamin'ny taona 1957 dia 100000 tonga 400000 any ho any ny isan'ny mpino bahay, ary ny firenena nisy azy ireo dia 35 tonga 250 any ho any. Nahatsangana Antenimieram-pirenena ara-panahy enina vaovao izy, izay nanovona ireo efa nisy tao Iràna sy tao Etazonia.
 
Taorian'ny nahafatesany tampoka tamin'ny 4 Novambra 1957, tao anaty toe-javatra tsy nahafahana nanendry ny ho mpandimby azy, dia fitarihana iombonana nahitana olona sivy voafidy tamin'ireo "Tanan'ny Raharaha" no nandray an-tanana ny fitondrana ny fikambanana mandra-pahatongan'ny taona 1963 nifidiana ny Tranon'Izaony Tontolo IzaoFahamIinana ho an'nyIo Fahamarinana,Tontolo Izao izayhizay tsy inona fa Filankevitra faratampon'ny fikambanana natao hisahana ny fitantanan-draharaha fa tsy natao ho mpitondra fivavahana.
 
=== Ny fitantanan-draharaha bahay ===
[[Sary:Seat of the House of Justice.jpg|vignette|258x258px|Ny ''Tranon'ny Fahamarinana ho an'Izao Tontolo Izao'' ao Haifa any Israely]]
Ny tahirin-kevitra fototra ho an'ny fitantanan-draharaha bahay dia ny ''Kitāb-i Aqdas'' nosoratan'i Bahāʾ-Allāh sy ''Ny'' ''Sitrapo sy ny Didimiafin'i ʿAbd-al-Bahāʾ.'' Nanangana ny Tranon'Izaony Tontolo IzaoFahamarina ho an'nyIzao FahamarinanaTontolo Izao, izay ahitana mpikambana voafidy, i Bahāʾ-Allāh. I Abd-al-Bahāʾ kosa nanangana ny foto-dalana mifehy ny "Fiambenana" ifandovana sady namaritra ny fifandraisana misy eo amin'ireo andrim-pitantanana roa ireo. Ao amin'io didimiafina io i ʿAbd-al-Bahāʾ dia nanendry ny lahimatoa amin'ireo zafikeliny, izay tsy iza fa i Shoghi Effendi, ho lasa "Mpiambina ny Raharahan'Andriamanitra", izay angady nananana sy vy nahitana ny fampandrosoana izany fitantanan-draharaha izany.
 
Izany Lamim-pitantanan-draharaha bahay izany dia ahitana mpikambana voafidy sy mpikambana voatendry. Isan-toerana na isam-patritra na isam-pirenena dia mifidy ireo mpikambana sivy ao amin'ny antenimiera ara-panahy isan-taona ny mpino bahay mba hisahana ny raharahan'ny fikambanana isan'ambaratonga izay manaja ny fameram-pahefana misy ambaratonga. Tsy fidina ny mpikambana ao amin'ny "Fikambanan'ny Mpanolotsaina" (''hayʾāt-i mušāwirīn'') fa tendrena isan'ambaratonga isam-toerana sy eo amin'ny ambaratonga iraisam-pirenena, ka izy ireo no miantoka ny fampielezana sy ny fiarovana ny fikambanana (izany hoe manao teny fitsipahana ny hevitr'ireo mpanohitra sady manara-maso ny fanajan'ny mpino ny fitsipi-pinoana marina). Tsy manana andraikitra mitovy amin'ny an'ny mpitondra fivavahana anefa izy ireo satria tsy misy ny atao hoe mpitondra fivavahana ao amin'ny finoana bahay.
 
Ny Tranon'Izaony Tontolo IzaoFahamarinana ho an'nyIzao FahamarinanaTontolo Izao no fitondrana faratampon'ny finoana bahay ary ireo mpikambana sivy ao aminy dia fidin'ny mpikambana ao amin'ireo antenimieram-pirenena ara-panahy rehetra isaky ny dimy taona. Ny lehilahy feno 21 taona ihany no azo fidina ho mpikambana ao amin'ny Tranon'Izao Tontolo Izao ho an'ny Fahamarinana, nefa amin'ny finoana bahay ankehitriny (tsy araka ny zava-nisy tamin'ny fikambanana bahay tandrefana talohan'ny fiavian'i ʿAbd-al-Bahāʾ tany eo an-toerana sy hatramin'ny tenantenan'ny taonjato faha-20 teo amin'ny fikambanana bahay tany Atsinanana Afovoany) dia afaka fidina amin'ny toerana hafa rehetra na ny lehilahy na ny vehivavy.
 
== Finoan'ny Bahay ==