Bahaisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra: Tantara
Andalana faha-3:
 
Ilay Persana atao hoe Mīrzā Ḥusayn-ʿAlī Nūrī (1817-1892) no nanorina azy tamin'ny taona 1863. Ny anarana hoe ''Baha'u'llah'' dia midika hoe "Voninahitr'Andriamanitra" izay atao amin'ny teny arabo mitovy dika amin'io hoe ''Bahāʾ-Allāh''. Mpianatr'i Bahāʾ-Allāh ny mpino bahay. Ny finoana bahay dia manana foibetoerana mihoatra ny 100000 eran-tany ka ao Haifa no foibeny fara tampony. Tamin'ny taona 2011 dia niisa 7.000.000 any ho any ny mpino bahay izay avy amin'ny foko 2100 samihafa miparitaka amin'ny firenena 189 <ref><small>[https://info.bahai.org/bahai-world-community.html "The Bahá’í World Community"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Finfo.bahai.org%2Fbahai-world-community.html tahiry]]</small></ref>. Ny ivotoerana ara-panahy, izay nanaovana fivahiniana masina (''ziyarat'') sady ivotoeran'ny fitantanan-draharaha dia ao Haifa sy ao Acra any Israely.
 
== Tantaran'ny finoana bahay ==
manaraka ny fizotry ny tanaran'ireo mpitarika ara-panahy azy ny tantaran'ny finoana bahay, ka manomboka tamin'ny takarivan'ny 22 mey 1844 izany araka ny fanapahan-kevitry ny Bāb tao Chiraz ao Iràna sady miorina amin'ny fototra ara-pitantantanan-draharaha napetrak'ireo olo-malaza ara-tantaran'ny finoana. Tao amin'ny fanjakana iraniana sy otomàna foana ny fikambanana bahay ka tsy niova izany raha tsy tamin'ny nahafatesan'i Bahāʾ-Allāh tamin'ny taona 1892. Nivoatra tao Eoropa sy tany Amerika Avaratra ilay fivavahana tamin'ny andron'i ʿAbd-al-Bahāʾ zanak'i Bahāʾ-Allāh, ary nihamafy orina tao Iràna izay toerana mbola izakany fanenjehana mafy ankehitriny. Tamin'ny nahafatesan'i ʿAbd-al-Bahāʾtamin'ny taona 1921 dia niditra tamin'ny dingana vaovao ny fitarihana ara-panahy ny fikambanana, ka nivoatra avy amin'ny fitarihan'olon-tokana ho amin'ny fandaminam-pandraharahana izay ahitana andry voafidy sy olom-boatendry.
 
== Finoan'ny Bahay ==
Ligne 32 ⟶ 35 :
 
* [[Finoana abrahamika|Fivavahana abrahamika]]
* [[Bahaisma aoeto Madagasikara]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==