Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
→‎Fivoarany : filahatry ny anarana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny fivavahana[[Eglizy katolikaKatolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana eto Madagasikara]] dia nentinisan'ny misiônera[[Fiangonana taminkatolika]] maneran-tany izay eo ambany fitarihana ara-panahin'ny taonaPapa efaao talohaRoma. beMisy tetompivavaka miisa 4.000.000 eo ho eo io fiangonana io, izany hoe iray ampahefatry ny mponin'ny Nosy. Misy arsidiosezy dimy sy diosezy iraika amby roapolo ny eto [[Madagasikara]]. Fivavahana voalohany eto [[Madagasikara]] ny Fiangonana katolika raha ny habetsahan'ny mpino no jerena. Mampiavaka ny Fiangonana katolika koa ireo trano fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny Fiangonana katolika.
== Ny niandohany ==
Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be teto [[Madagasikara]]. Fivavahana voalohany eto [[Madagasikara]] ny Fiangonana katolika raha ny habetsahan'ny mpino no jerena. Mampiavaka ny Fiangonana katolika koa ireo trano fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny Fiangonana katolika.
 
== FivoaranyNy tantarany ==
Niroborobo tokoa ny Fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia ramatoa [[Victoire RASOAMANARIVO|Rasoamanarivo]] [[Victoire RASOAMANARIVO|Victoire]], vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i [[Frera Louis Raphael RAFIRINGA|Frera Rafiringa Raphael Louis]] tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa.
 
==== Faha mpanjaka ====
Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny Fiangonana protestanta ka tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana. ....
Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be teto Madagasikara. Ny katolisisma dia efa nisy tonga teto amin'ny Nosy hatramin'ny faran'ny taonjato faha-16, sady efa nisy ny nanandrana nanao asa misiona tamin'ny taona 1540 avy eo tamin'ny nahatongavan'ireo Dominikana tamin'ny taona 1580 ary ny Zezoita tamin'ny taona 1610.
 
Maro ireo misionera katolika frantsay novonoina tamin'ny taona 1674 ary taorian'io dia norarana ny fivavahana katolika tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha-19. Maty martira tamin'ny taona 1832 i Henri de Solages ary heverina fa rain'ny Fiangonana katolika malagasy. misy toerana fanaovana fivahiniana masina natokana ho azy ny ao Toamasina<ref><small>Claire Le Moine, "[https://www.la-croix.com/Religion/Actualite/L-Eglise-de-Madagascar-veut-creer-un-lieu-de-pelerinage-national-2014-01-28-1097725 L’Église de Madagascar veut créer un lieu de pèlerinage national]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.la-croix.com%2FReligion%2FActualite%2FL-Eglise-de-Madagascar-veut-creer-un-lieu-de-pelerinage-national-2014-01-28-1097725 tahiry]], tao amin'ny ''La Croix'', 28 Janoary 2014 (notsidihina 19 Aogositra 2017).</small></ref>.
 
Norina tamin'ny taona 1844 ny Misiona Zezoita eto Madagasikara (frantsay: ''Mission Jésuite de Madagascar'') ary ny trano fiangonana voalohany dia niorina tamin'ny taona 1857<ref><small>"[http://saintemarie-tourisme.mg/news/nosy-boraha-decouverte-la-premiere-eglise-catholique-de-madagascar/ Nosy Boraha découverte : la première église catholique de Madagascar]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fsaintemarie-tourisme.mg%2Fnews%2Fnosy-boraha-decouverte-la-premiere-eglise-catholique-de-madagascar%2F tahiry]], ''Sainte-Marie tourisme'' (notsidihina ny 19 Aogositra 2017).</small></ref>. Tamin'ny taona 1861 dia nanomboka nihamaro ny mpino katolika teto Madagasikara noho ny nanambaràn-dRadama II ny fahalalahan'ny fivavahana<ref><small>Pietro Lupo, [http://www.persee.fr/doc/outre_0300-9513_1986_num_73_270_2509 ''Catholiques malgaches de Tananarive et catholicisme à la fin du XIXe siècle'', vol. 73], Revue française d'histoire d'outre-mer, 1986 [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.persee.fr%2Fdoc%2Foutre_0300-9513_1986_num_73_270_2509 tahiry]].</small></ref>.
 
==== Faha fanjanahan-tany ====
Niroborobo tokoa ny Fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia ramatoa [[Victoire RASOAMANARIVO|Rasoamanarivo]] [[Victoire RASOAMANARIVO|Victoire]], (1848-1894) vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i [[Frera Louis Raphael RAFIRINGA|Frera Rafiringa Raphael Louis]] tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa. Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny Fiangonana protestanta ka tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana.
 
Teo anelanelan'ny taona 1896 sy 1898 ny fiangonana katolika dia nanombona nametraka fandaminana ary tamin'ny taona 1925 dia afaka nanao fanosorana pretra teratany malagasy. Tamin'ny taona 1947 dia novonoin'ny mpitindra politika tamin'izay ny katekista Lucien Botovasoa <ref><small>[https://www.ofmcap.org/it/documenti-ofmcap/cause-in-corso/cause-extra-ordine/404-lucien-botovasoa-1908-1947-n-prot-2998 Lucien Botovasoa (1908-1947)]</small></ref> <ref><small>[http://press.vatican.va/content/salastampa/it/bollettino/pubblico/2017/05/04/0295/00670.html Promulgazione di Decreti della Congregazione delle Cause dei Santi]</small></ref>. Tamin'ny taona 1969 dia nanana ny kardinaliny manokana amin'izay ny Fiangonana katolika eto Magadasikara, dia tsy iza fa i Jérôme Louis Rakotomalala.
 
==== Fahaleovanten'i Madagasikara ====
Namangy an'i Madagasikara ny [[Joany Paoly II|Papa Joany Paoly II]] tamin'ny taona 1989 ary ny kardinaly Pietro Parolin, Sekreteram-Panjakana ao Vatokàna, dia nitsidika an'Antananarivo tamin'ny taona 2017<ref><small>"[https://madagascar-tribune.com/L-eglise-catholique-en-plein-dans,22813.html L’église catholique en plein dans la politique"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fmadagascar-tribune.com%2FL-eglise-catholique-en-plein-dans%2C22813.html tahiry]], 23 Janoary 2017 (notsidihina ny 19 Aogositra 2017).</small></ref>
 
Tamin'ny taona 2017 dia nitsikera ny fanaovana politika nisy hatrizay teto Madagasikara ny Fiangonana katolika ka betsaka ny fanafihana nahazo ireo toeram-pitokana sy fikambana pretra<ref><small>"[http://www.rfi.fr/afrique/20170427-madagascar-attaques-contre-religieux-catholiques-multiplient-antsirabe Madagascar : les attaques contre des religieux catholiques se multiplient]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.rfi.fr%2Fafrique%2F20170427-madagascar-attaques-contre-religieux-catholiques-multiplient-antsirabe tahiry]], ''RFI'', 27 avril 2017 (notsidihina ny 19 Aogositra 2017)</small></ref>.
 
== Ny ho avy ==
Ligne 12 ⟶ 25 :
 
== Rafitra ==
'''Kardinaly''' nifandimby:
 
* '''Kardinaly''' : Kly. Razafindratandra Armand Gaëtan (hatramin'ny taona 2010)
 
**Kly Tsarahazana Désiré
* '''Kardinaly''' : Kly. Razafindratandra Armand Gaëtan (hatramin'ny taona 2010)
**Kly Tsarahazana Désiré
 
Konferansa Episkopaly
Ligne 49 ⟶ 64 :
* [http://www.katolika.org/ Takelaka fanabeazam-pinoana]
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[Sokajy:Fiangonana]]
[[Sokajy:Fiangonana ao Madagasikara]]