Fanompoan-tsampy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy famaritana sns.
Andalana faha-1:
Ny [[fanompoan-tsampy]] dia fivavahana amin'ny sary. Nefa ho an'ny [[Jodaisma|fivavavahana jiosy]] sy [[Kristianisma|kristiana]] ary [[Finoana silamo|silamo]] dia fanompoan-tsampy koa ny fivavahana amin'ny zavatra iray na inona na inona izay tsy Andriamanitra na ny fivavahana amin'andriamanitra tsy izy. Matetika ny fanompoan-tsampy dia miseho amin'ny alalan'ny fivavahana amin'ny ny masoandro na amin'ny volana na amin'ny kintananakintana na zavatra hafa. misyizay nyanaovana fanompoam-pivavahana sy sorona sy fanatitra ary vavaka atao amin'ilay zavatra nohamasinina.
 
Niely teo amin'ireo sivilizasiona malaza taloha toa ny an'ny Babiloniana sy ny Ejipsiana sy ny Grika sy ny Hindoa ary ny Romana ny fanompoan-tsampy. Ny fivavahana amin'ny sampy dia tafiditra tao amin'ny vahoakan'i Israely noho ny fifaneraserany tamin'ny kolontsaina babiloniana sy ejipsiana ary tsy voatohitra izany raha tsy teo ny fiezahan'ireo mpaminany izay nandrara ny Hebreo tsy hanompo sarin-javatra. Tsy mankasitraka ny fanompoan-tsampy koa ny fivavahana kristiana ka nanaomisy ireo izay hampihenananao nysy fampiasanambola sarymanao amin'ny fivavahana.hampihena Raràn'ny fivavahana silamona ny fanehoanatsy an-tsaryhampisy zava-mananamihitsy ainany nafampiasana diasary tsyamin'ny hivavahanafivavahana azakristiana.
Ny fanompoan-tsampy dia fahasimban'ny fivavahana sy fialana amin'ny fivavahana marina araka ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[finoana silamo]] ka tokony hiadiana; fialana amin'ny lalana tena izy ny fanompoan-tsampy.
 
Ny fanompoan-tsampy dia fahasimban'ny fivavahana sy fialana amin'ny fivavahana marina araka ny [[jodaisma]] sy ny [[kristianisma]] ary ny [[finoana silamo]] ka tokony hiadiana; fialana amin'ny lalana tena izy ny fanompoan-tsampy.
Niely teo amin'ireo sivilizasiona malaza taloha toa ny Babiloniana sy ny Ejipsiana sy ny Grika sy ny Hindoa ary ny Romana ny fanompoan-tsampy. Ny fivavahana amin'ny sampy dia tafiditra tao amin'ny vahoakan'i Israely noho ny fifaneraserany tamin'ny kolontsaina babiloniana sy ejipsiana ary tsy voatohitra izany raha tsy teo ny fiezahan'ireo mpaminany izay nandrara ny Hebreo tsy hanompo sarin-javatra. Tsy mankasitraka ny fanompoan-tsampy koa ny fivavahana kristiana ka nanao izay hampihena ny fampiasana sary amin'ny fivavahana. Raràn'ny fivavahana silamo ny fanehoana an-tsary zava-manana aina na dia tsy hivavahana aza.
 
Talohan'ny nidoran'ny fivavahana [[Kristianisma ao Madagasikara|kristiana]] sy [[Fivavahana silamo eto Madagasikara|silamo teto Madagasikara]] dia nanjaka na teo amin'ny sokajin'olona rehetra hatramin'ny olon-tsotra ka hatramin'ireo mpanjaka ny fanompoan-tsampy ary mbola be mpanaraka izany hatramin'izao amin'ny maha isan'ny fivavahan-drazana malagasy azy.
 
== Amin'ny fitenim-pirenena samihafa ==
Ligne 10 ⟶ 12 :
==== Fiteny semitika: ====
 
* [[Fiteny hebreo]]: עבודה זרה / ''avodah zarah.''
* [[Fiteny arabo]]: شرك‎/ ''shirk''; ny mpanompo sampy dia atao hoe ''mushrik'' (raha tokana) na مشركون/ ''mushrikûn'' (raha maro) izay midika hoe "mpampifangaroharo (andriamanitra hafa amin'Andriamanitra)" sady ilazana ny mpanompo sampy sy ny mpivavaka amin'andriamanitra maro ([[Politeisma|politeista]]).
 
==== Fiteny indo-eoropeana ====
Mitovitovy endrika ny teny ilazana ny fanompoan-tsampy amin'ny ankamaroan'ireo fiteny indo-eoropeana indrindra fa ireo naka avy amin'ny fiteny grika sy latina.
 
* [[Fiteny grika]]: εἰδωλολατρία / ''eidôlolatria''<ref><small>Jereo [[Abidy grika#Abidy grika, fanononana, dikan-tsoratra|eto ny fanononana]].</small></ref>. Io teny io dia avy amin'ny fanakambanana ny hoe ''εἴδωλον'' / ''eidôlon'' "sary" sy ny hoe ''λατρεία'' / ''latreia'' "fivavahana" na "fanompoana".
* [[Fiteny latina]]: ''idololatria'' na ''idolatrie'' (taty aoriana, ao amin'ny [[Volgata]]) Io teny io dia avy amin'ny teny grika hoe ''εἰδωλολατρία / eidololatria.''
* [[Fiteny frantsay]]: ''idolâtrie''.
* [[Fiteny anglisy]]: ''idolatry''.
*[[Fiteny Espaniolaespaniola]]: ''idolatría''
*[[Fiteny alemana|Fiteny alemàna]]: ''Götze''
* [[Fiteny rosiana]]: ''идолопоклонство'' / ''Idolopoklonstvo'', ''идолопокло́нничество'' / ''idolopoklо́nnitshiestvo'' na идолослуже́ние / ''idolosluženie''<ref><small>Jereo [[Abidy sirilika#Famakiana ny literan'ny abidy sirilika|eto ny fomba famakiana azy]].</small></ref>''.''
 
==== Fiteny aostroneziana ====
 
* [[Fiteny malagasy]]: ''fanompoan-tsampy''; ''fivavahana amin'ny sary''
* [[Fiteny indoneziana]]: ''penyembahan berhala''
*[[Fiteny malay|Fiteny maley]]: ''berhala''
 
== Jereo koa: ==