Fanompoan-tsampy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[fanompoan-tsampy]] dia fivavahana amin'ny sary na ny masoandro na ny volana na ny kintanana zavatra hafa. Fanompoammisy ny fanompoam-pivavahana sy sorona sy fanatitra ary vavaka atao amin'ny amin'ilay zavatra nohamasinina.

Ny fanompoan-tsampy dia fahasimban'ny fivavahana sy fialana amin'ny fivavahana marina araka ny Jodaisma[[jodaisma]] sy ny Kristianisma[[kristianisma]] ary ny Silamo[[finoana silamo]] ka tokony hiadiana; fialana amin'ny lalana tena izy ny fanompoan-tsampy.

Niely teo amin'ireo sivilizasiona malaza taloha toa ny Babiloniana sy ny Ejipsiana sy ny Grika sy ny Hindoa ary ny Romana ny fanompoan-tsampy. Ny fivavahana amin'ny sampy dia tafiditra tao amin'ny vahoakan'i Israely noho ny fifaneraserany tamin'ny kolontsaina babiloniana sy ejipsiana ary tsy voatohitra izany raha tsy teo ny fiezahan'ireo mpaminany izay nadraranandrara ny Hebreo tsy hanompo sarin-javatra. Tsy mankasitraka ny fanompoan-tsampy koa ny fivavahana kristiana ka nanao izay hampihena ny fampiasana sary amin'ny fivavahana. Raràn'ny fivavahana silamo ny fanehoana an-tsary zava-manana aina na dia tsy hivavahana aza.