Bokin' ny Salamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Prophet David by Nikolaos Doxaras.jpeg|vignette|''Ny mpaminany Davida'' - nataon'i Nikolaos Doxaras (1705-1775)]]
Ny '''''Bokin'ny Salamo''''', na '''''Salamo''''', dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana an'Andriamanitra mahatratra 150. Voasokajy ho bokim-pahendrena na soratra masina izy ka atao amin'ny teny grika hoe ''ἅγιογραφία'' ''/'' ''hagiographia'' ("soratra masina"). Voasokajy ho isan'ireo atao amin'ny teny hebreo hoe ''[[Ketuvim]]'' ("soratra") izy.
[[Sary:Psalms scroll.PNG|vignette|''Ny horonambokin'ny Salamo'']]
 
Andalana faha-22:
 
== Fizaràna ho boky dimy ==
Mizara ho "boky" dimy ny Bokin'ny Salamo:
 
* Boky voalohany: Sal. 1 - 41;