Boky faharoan' i Samoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Boky faharoan’i Samoela''' dia boky hita ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] sy ao amin’ny [[Tanakh]], boky masin’ny [[Jiosy]]. Mitantara ny momba an’i [[Davida (Baiboly)|Davida]], mpanjaka israelita izay isan’ireo malaza indrindra, ny boky. Resahin'io boky io koa na ny heriny sy ny fahendreny, na ny fahalemeny sy ny fahotany ary ny vokatr’izany rehetra izany.
[[Sary:Gustave-Dore David-Absalom.jpg|vignette|Tsy ''mety ampiononina i Davida noho ny nahafatesan'i Absaloma'', Baiboly misy sary nataon'i Gustave Doré, 1866.]]
Ambarany fa na dia tsy fanaperana aza ny toetr’i Davida dia tsy niala amin’Andriamanitra sady tsy nidera afa-tsy i [[YahwehIahveh]].
 
== Ny boky sy ny nanoratana azy ==
Andalana faha-46:
 
=== Ireo olana samihafa nosedrain'i Davida ===
Ny fizaràna faharoa dia mahafaoka ny toko faha-13 hatramin’ny faha-20. Nanao an-keriny ny anabaviny, atao hoe Tamara, i Amnona zanakalahin’i Davida ka novonoin’ny rahalahiny. Nanao paika ratsy sy nikomy tamin-drainy i ary nitondra tafika manokana i Absaloma, zanak’i Davida, mba hakany ny fitondrana ka nahatonga ny mpanjaka handositra. Resin’i Davida ny tafik’i Absaloma. Matin-doza tsy nampoizina i Absaloma ka nalahelo mafy azy i Davida. Niatrika ady an-trano maro i Davida. Tafaverina tao Jerosalema izy rehefa resiny ireo fahavalony.
 
=== Ny olana hafa momba ny fanjakan’i Davida ===